Fandriampahalemana

1. notron ( 12/09/2005 13:10)
Ao am-pianarana.
- Hono ho aho ry Ikoto, avy aiza ny teny hoe FANDRIAMPAHALEMANA?
- Ny niavian'io Ramose de avy @ FANDRIANA + LEMANA
novalian'i Veloo ny 15/09/2005 16:56
2. sasa ( 12/09/2005 13:20)
ary toa tsy misy FAHA? raha izao d hoe fandrianalemana kou d aiza le FAha
3. mandrindra ( 12/09/2005 15:48)
le lemana izany samy manana ny azy e !!
4. booboo ( 12/09/2005 16:10)
sasa > tsofoka ilay "faha"
5. chipie1 ( 12/09/2005 16:34)
tsofoka aona zany ry booboo ?
le tsofoka zany ve tsy afovoany foana e? sa ?
6. sasa ( 13/09/2005 04:28)
ka tsy ampy tsofoka izany io kou, d tsy mety:-D
7. naritsimba ( 13/09/2005 06:53)
lol hihihihihihi
8. booboo ( 13/09/2005 08:49)
ka eo ampovoan'ny fandriana sy lemana lé faha dé tsofoka zany io kouh ! sa ? hihihihihihi
9. mamzelkely ( 13/09/2005 09:36)
booboo< marina zany klé:roll::°):-D
10. chipie1 ( 13/09/2005 10:04)
ary za nieritreritra oe ary aminy voalohany le faha :wink::-D
11. mandrindra ( 13/09/2005 10:34)
ny an'i chipie1 izany ny tsofoka voalohany foana an !!
12. chipie1 ( 13/09/2005 10:57)
mandrindra > ka zay no nahatonga ana manotany ery ambony faza mandray antendrony eo an!!
13. Veloo ( 13/09/2005 20:32)
gamera malagasy angaha zany tsofoka zany e? :-D
14. sasa ( 14/09/2005 04:28)
chipie1 raha atao any am voalohany izy d Tovona no metimety kokoa hilazana azy.
Veloo lesona tany am garabola akia izany tsofoka izany an:-D
15. sweetia ( 14/09/2005 13:41)
mhhhh< inn mo le garabola ry sasa:roll::°)
16. chipie1 ( 14/09/2005 13:50)
misaotra an'i sasa
17. Veloo ( 14/09/2005 18:23)
inn kay zany garabola zany?
18. cocorie ( 14/09/2005 18:52)
EPP zany garabola zany sa tonga de teny ankatso
19. Veloo ( 14/09/2005 19:34)
miandry ny valiny eto e :{:{
20. sasa ( 15/09/2005 04:35)
Veloo ny ankizy any am Classe ambany no atao hoe Garabola, marina io voalazan'ny cocorie io. Izany hoe 12ème ka hatramin'ny 7ème no classe Garabola
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2919