tianareo ve raha...?

1. Kotity ( 10/09/2005 11:57)
tianareo lehilahy ve raha fantatrareo amin'ny antsipirihany daholo ny zavatra rehetra ataon'ny vadinareo?
novalian'i Veloo ny 15/09/2005 17:34
2. akamabaonina ( 10/09/2005 14:22)
elah ve adala e! tsy mahato ky an'ny vadin'la zany lah tssssssss
3. boubamark ( 11/09/2005 05:46)
amiko aloha dia izao no hevitro momba izany:
Tiako satria: matoa ny vadiko milaza amiko izay rehetra ataony dia porofo anankiray milaza ny fitiavany ahy izany.Vitsy ihany mantsy ny vehivavy milaza ny marina rehetra momba izay ataony @ vadiny, fa ny namany no mahafantatra bebe kokoa ny tena ataony mazàna, ka midika izany amiko fa akaiky kokoa ny fifandraisanay, satria tsy vady fotsiny ihany aho @ zay, fa namany indrindra koa.
4. Kotity ( 12/09/2005 09:24)
boubamark: misaotra
5. cocorie ( 12/09/2005 12:38)
tsy tsara zany satria ny ol samy manana ny intimité; enao ve de sa milaza fa tianao raha fantatrin'ny olotianao ny ataonao rehetra. Raiso eo amin'ny toeranao e!
6. deghany ( 12/09/2005 13:10)
Kotity:

tianareo lehilahy ve raha fantatrareo amin'ny antsipirihany daholo ny zavatra rehetra ataon'ny vadinareo?

tsy kouah waaa!!!

7. pitchou ( 12/09/2005 17:52)
tsy mamo akory za nefa mahita dobla!!!!!8O
8. lilbon ( 14/09/2005 10:47)
aleo fantako daholo kle !
de amy zay rah vao misy tsy mazava de hialako haingana :-D:-D
9. deghany ( 14/09/2005 12:52)
lilbon:

aleo fantako daholo kle !
de amy zay rah vao misy tsy mazava de hialako haingana :-D:-D


tonga de tsita elà avy eo vao manao nôfa izy?!! lollllllll

10. Veloo ( 14/09/2005 19:21)
ary to misy size roa mitovy oooooo
11. Kotity ( 15/09/2005 09:03)
veloo; tsy hay tsony izy ty fa betsaka mintsy no voa an'izao kou
12. Veloo ( 15/09/2005 17:34)
Kotity a :-D:-D:-D njy ty mampime kle
ataovy ao zay mety eeeeee
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.106