tsy mahita sujet

1. vegas ( 06/09/2005 07:08)
inona zao ny sujet tsara?
novalian'i Nananie ny 28/09/2005 13:33
2. Fanja1 ( 06/09/2005 07:16)
:roll:
3. Kotity ( 06/09/2005 07:45)
=))=))=))
4. sonwin ( 06/09/2005 07:57)
ataovy resa-behivavy e
5. pika ( 06/09/2005 08:00)
rehefa tsy mahita dia tsy miteny ^:^^:^=))=))
6. bichette ( 06/09/2005 08:06)
za maita :roll: oe inn no dissolvant tsara indrinra tsy mampa mavo ny hoho :-D
7. lanto ( 06/09/2005 08:12)
Isika vhv hono rehefa tsy mahita resahina de mifosa e! tairo ary e ! Ndao i vegas no hofosaina fa izy bandy :p
8. booboo ( 06/09/2005 08:40)
zà tsy mahita raha ifosaina an'ingahy io kouh !
9. Fanja1 ( 06/09/2005 09:34)
lanto hihihi
10. jajaf401 ( 06/09/2005 09:37)
Toy ny mananasy gasy(voakapoka vao mamy) anie ny vhvv eh, raha tsy mifosa izy tsy à l'aise!!!!!!:-D:-D:-D
11. pika ( 06/09/2005 09:50)
ny lhl koa no tena mifosa kou
mifosa zany zao no resaka ry vegas :-*
12. lanto ( 06/09/2005 10:22)
pika> ie ireo no tena loza raha hifosa ! ny vhv mbola mifidifidy teny ihany rehefa miresaka ny lhl fa ry zareo tena tssssssss
13. jajaf401 ( 06/09/2005 10:58)
=))=))=))=))=))=))=))
14. cristal ( 06/09/2005 12:01)
(l)Ny sup ny lehilahy tokoa lety tena mandaitra raha hitsaboina ny monim-behivavy a!mba andramo ange ry vehivavy e!






















vegas:

inona zao ny sujet tsara?



15. Veloo ( 06/09/2005 15:15)
tssssss za tsy mba tia mifosa knou :(
16. chipie1 ( 06/09/2005 16:35)
veloo zany kosa ve de hifosa :-D:-D
17. Veloo ( 06/09/2005 20:46)
an :?:
18. pika ( 07/09/2005 04:42)
veloo anefa efa nifosa tamiko an'i ;..:-D teneniko =))
19. chipie1 ( 07/09/2005 07:41)
io fa tratra i veloo !:°)
20. booboo ( 07/09/2005 09:20)
:°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1756