tsy mahita sujet
23. Veloo
(
08/09/2005 18:52)
o ry pika a iza ndray zany? lazao kely oe? njy an:twisted:
chipia za wa tsy tratra zany e...:wink:
chipia za wa tsy tratra zany e...:wink:
25. booboo
(
09/09/2005 11:09)
euh...inn ny raha fanasana trano tena efficace grave kay ? carreaux aby ny raha. Sôtra.
26. isrine
(
11/09/2005 14:09)
booboo: der general misy citron. tena mety io ry booboo a. lehe ohatsa ka manasa ny lavabo enao de ajax anti-calcaire ampiasaina. de lehe hanala fofona @ vilia sns de asio ajax poudre. rehefa hanala tasy dia cif ampiasaina.
sa tsy ohatsohats'izay ny raha tadiavindroky ry booboo.
sa tsy ohatsohats'izay ny raha tadiavindroky ry booboo.
27. booboo
(
12/09/2005 08:42)
Isrine > merci a ! tena raha ôtra reo mitsy. Ary raha fanasana rindrina (lavable aby tsinn izy ato) sy hitan'i Isrine lé boutons fanodinana raha @ gaz ireny ? hihihihi be fanontaniana f'aza tsiny :°)
31. deghany
(
19/09/2005 14:06)
isrine:
ka nareo anie miditra aty @ resabehivavy ry deghany e.
ataovy we "ny tôka sy ny vevavy" ary e!!! hehehehehehe