Andao mondialiser-na ny eto @ serasera

1. jajaf401 ( 05/09/2005 10:26)
Misaotra nareo alo efa nampiasa teny maro² fa mangataka zahay ho mondialiser-na ny eto. Zany hoe ny teny fampiasaina eto dia hatao internationaly. Oh:
- dago alo efa haintsika
- bera = vehivavy (fa tsy joba na hafa,svp!)
- jangoraky = raha be resaka eto @ serasera
- fandehany = raha miarahaba ( ca va ? @ teny vazaha)
De afaka mampiditra amizay ny retraretra fa oh fotsiny reny (de asio kelikely amizay hoy Tsiliva)!^:^^:^^:^
novalian'i bozimanga ny 20/10/2005 09:49
2. xxx ( 05/09/2005 10:47)
i jajaf104 zany ilay jangoraky , ok:-D
3. jajaf401 ( 05/09/2005 10:52)
Tsy mbola fa vao voalohany zaho niteny teto;
Ary raha lainga dia "fijo" no ilazana azy ( ialana tsiny @ ps n'ny sasany ah!:-D:-D
4. akamatiana ( 05/09/2005 12:04)
:-D:-D:-D maty njay papa fijo kle ??
5. avana ( 05/09/2005 12:33)
zany v no atao hoe mondialisation? :roll:
tsy tokony hoe: "jajafilisation".......:-D
6. akamatiana ( 05/09/2005 12:43)
=))=))
7. rijatsif ( 05/09/2005 13:20)
Gravy be koa le mondialisation n'i jajaf401 k'lé. Ataovy anarana hafa rangah a!
8. jajaf401 ( 05/09/2005 15:58)
Omeo ilay termes fa zany anjasana eto eh!!:-D:-D
9. sasa ( 06/09/2005 05:00)
aleo aloha za hime kely hoy le mpanao politika malaza kle=))=))=))=))=))
10. Veloo ( 06/09/2005 15:01)
=))=))=)) ahona ndray zany mondialisation zany kle
11. Kotity ( 06/09/2005 18:28)
kiiiy, de voatery hijery diksionera jajaf401 njay ve zany vo hifankahazo ato lé!!!!
12. jajaf401 ( 06/09/2005 19:18)
Kotity ah, avy tany aminao ange nahazoana ny hoe Dago eh! De any aminao zany ny diksionera fa mampiasa fotsiny eto!=))=))=))
13. gailo ( 06/09/2005 19:31)
tsybazo atao izany dfa maha be olana no lasa mandringa ny asa rehetraBold texta
14. fijo ( 06/09/2005 21:17)
o jangoraky e,ambelao nao zao leroa e.fojonakay io tsara mamango mafy,fa hely fo.
15. rijatsif ( 06/09/2005 22:28)
jajaf401:

Kotity ah, avy tany aminao ange nahazoana ny hoe Dago eh! De any aminao zany ny diksionera fa mampiasa fotsiny eto!=))=))=))



Ko raha samy hanana dico anie izany ny tsirairay dia vao maika ho problema be ê! Hisy ny diksionera jajaf401 hisy koa ny diksionera kotity dia ho aiza izany izahay tsy manana diks ?
16. jajaf401 ( 07/09/2005 04:10)
itondrao mot de asehoy eto de omeo ny definition sy ny fomba hampiasana azy (zay ilay tanjona)!
17. Veloo ( 07/09/2005 18:39)
jaja a teny gasy ve? za tsy mahita :-D:-D
18. jajaf401 ( 07/09/2005 18:52)
veloo ah ento foana de eto zahay mianatra azy eh, aza atao sarotra ela zahay no tsy nianatra ah! :-D:-D
19. fijo ( 07/09/2005 19:03)
de hianatra indray ve?kamo izahay kle
20. sweetia ( 08/09/2005 14:03)
hita wa ry fijo, tena ôtsany kamo tsika e!!!:°):lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2343