Andao mondialiser-na ny eto @ serasera
26. mandrindra
(
09/09/2005 08:41)
miasa de mahazo vola handoavana écolage. Fa raha mitady dotsiny sarotra satria tsy maniry eny amoron'arabe ireny.
27. jajaf401
(
09/09/2005 10:05)
ny ahy le zavatra hay tsy mila fianarana reny no tiako ry reto ah!=))=))=))
30. fijo
(
09/09/2005 19:07)
ohatra manao jangoraky ry jajaf an.hi hi hi
avana,fa maninona raha mianatra any amin'ny tsy mandoha ecolazy
avana,fa maninona raha mianatra any amin'ny tsy mandoha ecolazy
31. jajaf401
(
09/09/2005 19:24)
herimiafina ah;raha misy avy any toliara de afaka manazava antsipiriany zany teny "jangoraky" zany eh! ary iangaviana zany! fa hoatry ny be resaka sahala @ nao zao no dikan'io teny io ry herimiafina ah:-D:-D:-D
32. ravatorano
(
13/09/2005 10:08)
fa maninn no bera fa tsy joba ary inn azany ny kofa eh ary ny mibigy zany aoana kouh
inn no tena tian i jajaf401 momba io resaka mondialisation ny fiteny io eh hihihihi
za aloha tsy mahazo
sa v raha tokony hiteny hoe antsy dia kiso no tenenina satria ny jangoraky teniparitra avy any antsimo anjy.
ndaty zany ny kofa d inn no filazan ny maty jokona,jobany,daitra,vizana,timaka.....
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D

33. jajaf401
(
13/09/2005 10:25)
ilay mondialisation eto ry nama de teny nindramina fotsiny fa tsy mitovy @ fanatontolona any @ bonne gouvernance eh! fa referensa fotsiny amin'ny hampitoviana ny corde!
de zay voalazanao zay no tedavina fa asio misimisy kely ny antony sy ny fanazavana; de hampiasainay amaray!:roll::roll::roll::roll::roll:
de zay voalazanao zay no tedavina fa asio misimisy kely ny antony sy ny fanazavana; de hampiasainay amaray!:roll::roll::roll::roll::roll:
34. yonikafopl
(
13/09/2005 18:41)
za klou de very am katesizy raha izany no atao eto klee, ny teny gasy ofisialy aza sarotra vao azoko njainjay klee:roll:
35. Veloo
(
13/09/2005 19:04)
Yoni a hiraisana retsy io a tonga soa ndray aloha njy e efa ela2 zay tsy hita kle :wink: