zany hono.....
1. avana
(
02/09/2005 14:35)
-Maninona kay ry neny no miakanjo fotsy foana ny vehivavy rehefa hanambady?
-Satria ny fotsy mariky ny hasambarana, sady io no andro tsara indrindra aminy io....
-Hay! (.....sady nieritreritra kely izy....); ary maninona zany ny lehilahy no manao mainty?!!
-:snif:
-Satria ny fotsy mariky ny hasambarana, sady io no andro tsara indrindra aminy io....
-Hay! (.....sady nieritreritra kely izy....); ary maninona zany ny lehilahy no manao mainty?!!
-:snif:
novalian'i Veloo ny 20/10/2005 21:33
4. maditra
(
02/09/2005 17:52)
Dia mbola ilay eritreritra hoe rehefa mainty dia ratsy ireto ary rehefa fotsy dia tsara. Toe-tsaina KKK anie izany. :-w
5. ravakamalala
(
02/09/2005 18:19)
Maditra kou!!!! Maninn ary no dia mora mivonto orona ohatran io, hatsikana ty ary raiso amin ilay lafiny mampimé lé izy fa tsy resaka zavatra afa mihitsy.
Raha tsy azonao lé blague d azavaina aminao, nefa ny blague anie refa azavaina tsy mampimé tsony e!
Raha tsy azonao lé blague d azavaina aminao, nefa ny blague anie refa azavaina tsy mampimé tsony e!
9. avana
(
05/09/2005 06:48)
maditra:
Dia mbola ilay eritreritra hoe rehefa mainty dia ratsy ireto ary rehefa fotsy dia tsara.
Non ka! raha azonao tsara lay izy de ts any am racisme no mipetraka ny olana, fa zavatra hafa!:wink:
Sady aza atao mahatezitra moa e!
10. avana
(
05/09/2005 06:56)
rijatsif:
Milay ka!
Ka ts marina kosa ary v zany e! ny lehilahy satriny ts hanambady..... manjary voafatotra mantsy....
12. bichette
(
05/09/2005 15:28)
=))misôna ny vie de selibany ny lehilahy dia manao mainty =))=))=))=))=))=))=))=))=))