Inona ary izany....
1. rijatsif
(
31/08/2005 23:17)
Inona ary izany, kely am-boalohany fa mihalehibe rehefa raisin'ny tanam-behivavy ary mitera-drano amin'ny farany?
novalian'i diamondra27 ny 09/09/2005 12:50
18. Veloo
(
01/09/2005 17:12)
Rija a iza no marina? mety possible ko anie ilay lazain'i Kotity e hahahahahaha
19. rijatsif
(
01/09/2005 21:19)
Veloo:
Rija a iza no marina? mety possible ko anie ilay lazain'i Kotity e hahahahahaha
Elo no marina.
20. Kotity
(
02/09/2005 14:15)
zany kosa de manao izay andisoana ny anay fotsiny lety é, elo ngah no betsaka any, ary raha raisin'ny tanan-dehilahy ndray izy de inona zany?