Hiverina Dago D. Ratsiraka (Deba)

1. HeryLo ( 27/08/2005 07:38)
Maheno fanambarana ny tenanay hoe hiverina eto an-tanindrazana ndray hono ny ex president teo aloha.
Bold textInona ny antony mba tiko ho fantatra bebe kokoa :?:
Bold textMisy ambadika Politika indray zany sa ahona :?:
Bold textHiverina hihorohoro ndray ve ny vahoaka @ ty fiainana efa mihasarotra ty :?:
Bold textHanahona ny fandraisan' ny Vahoaka azy? Ho toy ny mpanavotra sa ho toy ny mpangalatra sa dia hilamina fotsiny ?


2. maditra ( 27/08/2005 21:13)
:?: :?: :?: Bold text hihi
3. fijo ( 27/08/2005 23:08)
toa tsy sahy indray hono ko
4. RockyMaivia ( 28/08/2005 16:56)
Mamy ny mody ka inona ndray??
5. SNAR ( 28/08/2005 19:17)
Inona intsony moa no vitan'olona JAMBA E, ny ainy aza tsy hitany izay asiana azy ka hi geste any indray ve? ka aleo koa moa ho avy any e, inona moa ny hatahorana azy, izy aza no tsy menatra fa ray aman dreny natao hamoaka ny tain'ny zanany nefa ny tainy no nataony GOZABE. Ny vahoaka angaha kely saina mitovy @ daholo, izao olona any @ tanindrazana ihany fa izy any @ tanindrazana any france reny malalany. Raha ny olona mbola manaja an'iny dia ataoko kondrana raha ny maloto nampihinanany ny malagasy tao M/car. Na ireo olona nisolelaka azy ta@ androny aza dia nandrora nitsilany daholo.
6. Veloo ( 29/08/2005 14:16)
:-D:-D:-D
7. pika ( 30/08/2005 04:36)
ny tsaho toa ny tsaho rehetra ihany ao indray ireo te hanisy sira dia izay e tsy mahagaga
8. babalahy ( 30/08/2005 17:14)
Tsy problemako mihitsy izy na hiverina na tsia.Fa ny ahy de hoe Malagasy izy ary manan-jo ny mody any Dago ka noho izany anjarany mpitondra fanjakana ny manao izay tiany hatao aminy.Ary izy efa filoha taloha ka tsy zaho mihitsy ny handeha hankahala sy hitora-bato azy satria amiko manokana dia tiako daholo ny filoha rehetra nandalo teo noho ny ezaka nataon-dreo t@ firenena.Hoatran\'izay ingahy Presid Ravalomanana ,tsy izaho mihitsy no handeha hanaratsy olona mpiray tanindrazana amiko na ratsy io na tsara.Satria zaho faly nahita an-dreo manana zontom-po nilatsaka ho filoha sady tsy niheritreritra ny hanao ratsy ny nandehanany eo.Fa rehefa tsy tiantsika intsony izy dia any fifidianana no manamboatra azy.
9. Veloo ( 30/08/2005 20:16)
babalahy a misy marina ny teninao, fa ity kosa dia tsy mety ka efa nandevozana 30 taona ve ny gasy pire nohon'ny nandevozana satria tena nampijalianaa mihitsy dia tsy mba maratra ve ilay fo kely? tsssssssssss
10. pika ( 31/08/2005 07:57)
veloo a ny mbolo fandanian'andro mifanenjika politika etsy sy eroa no anisan'ny tsy mampandeha ity raharaha ity
nandritran'ny firy taona tao aorian'ny naha lany an'i R8 moa no lany andro nisambotra etsy nanolo ny place n'izao sy izao, na tsy nisy faute aza dia soloina satria olon'... na efa hita fa mahafehy tsara ny asany ....
ny fahaizan'ny fanjakana miaramiasa mampandroso an'i Mcar no zava-dehibe sy tokony himasoana
11. Veloo ( 31/08/2005 18:49)
12. mandrindra ( 01/09/2005 15:33)
=D=D pika
13. Herimiafina ( 01/09/2005 20:07)
Ny olan'i Madagasikara dia tsy ny ezaka ataon'ny fanjakana amin'ny fampandrosoana loatra fa ny karazana fanankorontanana ataon'ny sasany hisakatsakanana ny asa fampandrosoana.

Misy mi-manipuler ny vahoaka malagasy ary lasa tsy mahita afa-tsy zava-dratsy, intox, fanaratsiana fitondrana, fanavakavahana, sns. Satria raha halambahoaka ny fanjakana mitondr amin'izao dia ho moramora ny hanala azy eo, ka ho mora ihany koa ny hiakarana eo amin'ny fitondrana indray.

Ny fiverenan'ny ex-président dia mametraka olana be eo amin'ny lafiny ara-fampandrosoana satria manakahery ny mapanakorontana sy ny mpanao sabotage, ary ny mpamafy vaovao tsy marina. Tsy azo lavina ny fahamarinan'izany. Na dia tsy dia ao anatin'ny tanjon-dRatsiraka intsony aza izany.

Ka ny vaha-olana raha tena tia Tanindrazana marina ileiry dia aleo aloha izy tsy makany Dago raha tsy efa milamina ny raharaha politika any.
14. vale ( 11/09/2005 14:53)
Dia hanao inona any indray? Rehefa tsy miditra @ "toerana politika" farafaharatsiny mba azo hiafiana ihany!
vale
15. pika ( 19/09/2005 09:44)
raha manao sondage ianoa mbola aleon'ny oul aza t@ androny toy izay izao
raha samy nameno paosy i lery mbola nitsinjo hatrany ny vahoaka fa ity
16. deghany ( 20/09/2005 16:11)
nefa kou ao le we: ny alika no miverina @ lò - any!!! heheheeheh de tsy hay tsony e!!
17. mandrindra ( 26/09/2005 08:24)
fa angaha tsy efa niverina tamin'ny naloany indray mandeha ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1731