Ny bandy gasy mikasi-tànana ka hitsoahan'ny sipa.

1. dakoma ( 23/08/2005 19:07)
Mba nidinidinika t@ ireo tanora namako ity tenako. Ny fanontaniana napetraka dia ny hoe maninona ny sipa gasy no tsy tia bandy gasy intsony?
Ankoatran'ny resaka fahantrana aloha dia niara-nihaiky izahy fa betsaka ny ankizivavy no leo @ herisetran'ny lehilahy.Aty @ tanin'ny vazaha angamba mety misy lalana miaro azy.Eto Dago mantsy dia tsy atao imaso fa ny havan'ïlay lehi9lahy rehetra aza mety mbola hanampy ny fidarohana an'i ramatoa kely.Izany hoe tsy fiainan'ny tokantrano malagasy rehetra io sao tonga dia entim-pó eo daholo indray.Ny ankamaroan'ny bandy merina koa kely fitaovana ka tsy mahafa-po ny ankizy e!Ny tena olombelona ihany manana besoin.
2. Herimiafina ( 23/08/2005 19:15)
Hitanareo tsara angamba izao ny vokadratsin'ny fanjanahana nataon'ny frantsay tany amintsika. Izany zavatra rehetra voalaza izany no antsoina amin'ny tenin-dry zareo hoe "sentiment de compensation" mahatonga ny olona iray manala vokona amin'ireo akaiky azy ny zavatra nihatra na taminy na tamin'ireo razambeny.
3. majakely ( 23/08/2005 19:18)
>>>Diso ialah:Tsy ny fahakelezan'ny fitaovana na ny habeny no tena zava-dehibe fa ny fahaizan'ilay bandy mampirevy an'ilay sipa !!:wink:.Misy tokoa ny Fiarovana vehivavy aty ivelany; raha toa ka voadaroka physiquement izy na moralement,ary na any Dago dia afaka mitory ireo vehivavy ireo fa eo koa ny tahotra dia tsy sahy !
4. dakoma ( 23/08/2005 19:19)
Herimiafina:

Hitanareo tsara angamba izao ny vokadratsin'ny fanjanahana nataon'ny frantsay tany amintsika. Izany zavatra rehetra voalaza izany no antsoina amin'ny tenin-dry zareo hoe "sentiment de compensation" mahatonga ny olona iray manala vokona amin'ireo akaiky azy ny zavatra nihatra na taminy na tamin'ireo razambeny.

Mangetaheta ny toro-hevitra avy @ nao ny firenena.
5. dakoma ( 23/08/2005 19:23)
majakely:

>>>Diso ialah:Tsy ny fahakelezan'ny fitaovana na ny habeny no tena zava-dehibe fa ny fahaizan'ilay bandy mampirevy an'ilay sipa !!:wink:.Misy tokoa ny Fiarovana vehivavy aty ivelany; raha toa ka voadaroka physiquement izy na moralement,ary na any Dago dia afaka mitory ireo vehivavy ireo fa eo koa ny tahotra dia tsy sahy !


Mba afaka mangataka asile anty am-pita aty ve ireto ankizivavy mijaly an-tokan-trano eto Dago?Dia tena mampalahelo ange ny mijaery an'io situation io eto @ ntsika. Ny fokontany no mba manao intervention kanefa moa inona no fianarana vitany t@ izany.Ny pôlisy homen'ny ry zalahy toaka fotsiny dia mody tsy te hahalala n'inon'inona.
6. Herimiafina ( 23/08/2005 19:24)
Tsy haiko aloha ry zalahy ny fahamarinan'ilay resaka kely mampirevy sy ilay glady teo fa ny aty mainay aty Canada aty aloha dia tena ny hangezany no tena tadiavin'ny sipa e. Tonga dia tsy lany raha tsy ampy halava.
7. Herimiafina ( 23/08/2005 19:27)
Za aloha mahafantatra kofboay mpamango joba izay fa mbola betsaka ihany koa ny joba fantatro mpamango bandy (ny an'ilay iray izay lapoaly mihintsy no fitaovany).
8. fasaly ( 23/08/2005 20:12)
maro ihany ny bandy gasy fantako mikasika tanana vehivavy e! ary manana olona akaiky fatako aho vicitme izany, ka io zavatra io no tena tsy tiko amilay bandy gasy satria mbola mihevitra ny ho toy ny taloha foana he ny vehivavy de tsy maintsy soumise foana ka tsy manana droit hanohitra lehilahy.
hipitsiho fa lolo, na tonga de raikitra ny la gera...
tena marina mintsy ny voalaza etsy ambony fa andafy firenena misy lalàna ary hampiarina ny lalàna, misy fa na lahy na vavy tsy azo atao ny mikasi-tanana fa vao miakatra ny raharaha dia au moins gadra 5ans de very eo ianao sy ny lozanao.
fa inona anefa no tena hikasihan-tanana e!
9. Veloo ( 23/08/2005 21:19)
fasaly a tsy ny bandy gasy ihany aky no mamono sipa gasy a... ny etranger ko... tena mangotsoka ny foko mamaky an'ity size ity... Tena mampalahelo kle..:cry:
10. Herimiafina ( 23/08/2005 22:10)
Ara-Psikolojika dia manana olana eo amin'ny ara-sexualité ireny kofboay mamono vady ireny hono araka ilay expert iray izay. Faible zany no tiana tenenina e, tsy mahovoka....,ary ny mampihomehy dia na kely ny matoss-ny na tsy mahatazona fa tonga aloha be foana hono, hi, hi, hi.
Dia torak'izany koa hono ireny bandy be tantara rehefa avy manannn ireny. Matahotra ny ho sarimbavy dia aderadera be hoe nahavita azy ny matoss.
11. fasaly ( 23/08/2005 22:16)
zany ve! aleo hoe mba ho jerena ny amzany!!!!8)
fa in no mahatonga lay bandy impuissant e! tsy cocnentré zany amlay resaka psycho ve zany sa inona...voa mafy raha izany knou!
12. fijo ( 23/08/2005 22:24)
le mamono vehivavy aloha ,aty atsimo ny frantsa aty dia feno azy e.ary tsy gasy io,fa na varatra,na ry zareo tompotany aty.tadidio fa ao malta sy corse ohatra ny lehilahy manasa vilia sy manadio trano dia vehivavy.ka asanareo tsy tia gasy io.
13. xxx ( 24/08/2005 07:00)
marina zany fijo fa mampalahelo raha vao mainka aty antanin'olona ny bandy gasy milako ny sipany indrindra ireo bandy gasy avarapianarana ao atsimo lafrantsa ao tambatambazana entina aty ny zanak'olona de avy eo atao sahala anireny solafa reny no mbola maty daroka.Tsy afamanotra satria entin le fitiavana sy fanajana an le tokatrano ary ny manodidina.Tokony hihetsika hoa ny joba
14. xxx ( 24/08/2005 07:52)
ka tia darohana kou ngamba matoa manaiky ! :evil:
15. dakoma ( 24/08/2005 11:30)
Nareo aty an-dafy anie manana pôlisy atao hiaro anareo @ izany e.Hadalanareo no tsy miaro ny droit-nareo.Ny joba eto Dago ange mba ho aiza ary hoy ianao? Economiquement ny akamaroany miankina @ vadiny.Tsy misy na association na organisation na pôlisy na fokontany miaro azy ireny.
Izaho moa fantatrin'ny ankizy hoe mahay karaté sady mba manana vola kely hi-sauver-na an'ny zareo maimaika,any ka dia mankao amiko daholo ankehitriny ireo vehivavy misitaka ny tokantranony.Manahirana ahy satria ahoana indray ny sécurité-ako @ ireto bandy betsaka mpamono vady.Ny vady sy ny siramamay izaho ny ahy dia tsy atao eny antokontany intsony sao misy migafy.Ato anaty magasin avokoa ny entana.
16. dakoma ( 24/08/2005 11:33)
(Tohiny)
Mba SOS ry zareo any an-dafy any a.Nareo efa zatra miaina ao ambany lalàna mba andefaso toro-hevitra fa aza dia hitanataraina tantara fotsiny izahay aty e!@ lafiny ohatr'izany mantsy dia mbola sauvage i dago e!
17. ari.malala ( 24/08/2005 11:44)
mampalahelo alo ê! :( ary za nahita mintsy io resaka mikasin-tanana io, olona akaiky ahy, sady ny tena loza d refa mamomamo avy any le lhl d le vhv tsy naninon-tsy naninona tao antrano no mahita faisana! asa ahoana tokoa angaha no tokony hatao hanafongorana an'le mamono?! za alo mihevitra hoe tsisy tsy vitan'ny firesahana ê! nefa asa...
18. Veloo ( 24/08/2005 16:33)
dakoma,

tena zava-dehiba no ataonao amin'ny vvy any dago izany. Ie marina ny anao tsisy securite ho hanao io anefa... ary aty ivalany tena marina mihitsy ny fisihan'ny fiharovana an'i vehivavy nefa kosa ny olana raha ilay kala irery no manao plainte irery any tsy misy namana na oe olona afaka hanampy azy dia tshy ho vitany irery satria ilay vady miteny oe vonoiko enao raha mande mitory any.. zay ny olana aty ry dakoma... Ka tsy maintsy au moins misy olona tsy fantan'ilay bandy mamono manampy an'ilay kala fo afaka mitory... Ny hevitra oe omena anao tena tsy mahita mihitsy ao azony itako fa tena sarotra be any Dago a moins ka mamorona club na companie enao miaraka amin'ny polisin'ny gouvernement hanampy anao sy ireo namana mba vonona hiara hiasa aminao. Tsy maintsy legalisena aloha raha tsy izany enao indray no ho vonoin'ny bandy mamono vady e... sa ahona oy enao? dia bonne chance e:wink:
19. fijo ( 24/08/2005 21:33)
veloo an,ahoana indray izany hoe tsy mety raha le sipa irery izany??????mety dia mety tokoa.mankany amin'ny polisy le sipa voadaroka,dia alefan'ny polisy mankany amin'ny hopirtaly maka attestation ahitana marina fa nisy nahazo azy.dia manomboka eo,dia ilay bandy namonono esorina hiala ao amin'ilay trano,fa tsy ny voavono intsony."lalana vaovao io"
dia mitohy hoazy moa ny procedura manaraka rehetra,satria io avy dia mankany amin'ny fampanoavana.
tsy mila olona manaraka izany ny vady voavono,fa aza matahotra mandeha irery.
20. deghany ( 25/08/2005 10:20)
lasan'ny zongo njay ny naïgan' dakoma!!=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4407