Ny bandy gasy mikasi-tànana ka hitsoahan'ny sipa.

21. deghany ( 25/08/2005 10:22)
lasan'ny zongo njay ny naïgan' dakoma!!=))
22. Veloo ( 25/08/2005 16:04)
deghany a tssss enao kosa izy ary mba manampy ...
Fijo a tsara zany raha misy ny lalana.
23. dakoma ( 25/08/2005 18:50)
deghany:

lasan'ny zongo njay ny naïgan' dakoma!!=))

Dialecte avy aiza indray izany fitenin'ny ry degany izany?Ianao ity koa angaha mpamono vady?Raha ohatra ka dia mandehana any @ psikology fa misy zavatra tsy mety ao anatinao.Kely loatra angamba ny fitaovam'pananahinao na tena tsy velona mihintsy.Mangoraka anao i dakoma.Tongava aty magazay dia hojerena eo izay azontsika atao.Aza miseho milay nefa rehefa tonga aty amiko fa za manao karate henjana.

24. Herimiafina ( 25/08/2005 19:20)
Aza mamono vady zany ry zalahy an. Na mametaka aza izy fetaka fotsiny ihany izany fa tsy mahafaty tsy akory. Andana manabokona ny hozatra rehetra dia ary Isotry zay misy mpanotra tena mahay mampitombo ilay fika be.
25. fijo ( 25/08/2005 23:02)
misy koa anie le ngezabe nefa malezoka e.hoy ny sipa vazaha io an
26. Herimiafina ( 25/08/2005 23:09)
Ka refa trop ampiasaina koa anie hono dia vita matavy alohan'ny fotoana e. Hany ka lasa malezoka.
27. Veloo ( 26/08/2005 15:55)
herimiafina:-D:-D:-D
28. deghany ( 29/08/2005 09:56)
dakoma:

deghany:

lasan'ny zongo njay ny naïgan' dakoma!!=))

Dialecte avy aiza indray izany fitenin'ny ry degany izany?Ianao ity koa angaha mpamono vady?Raha ohatra ka dia mandehana any @ psikology fa misy zavatra tsy mety ao anatinao.Kely loatra angamba ny fitaovam'pananahinao na tena tsy velona mihintsy.Mangoraka anao i dakoma.Tongava aty magazay dia hojerena eo izay azontsika atao.Aza miseho milay nefa rehefa tonga aty amiko fa za manao karate henjana.

aza mampikakaka eo r'se a!! vevavy v de hodarofana??? tsy mety zany ka!!!
'se manao karate fa za degany b raha "tsôkendo" an!!!!!=))

29. fijo ( 05/09/2005 04:24)
ka ireny le efa zatra avyany komoro,dia midaroka foana ka
30. ralaisa ( 06/09/2005 13:54)
Isika lehilahy malagasy ve tena olona ratsy araky ny fitenin'i Dakoma? Marina fa sahirana ara-pivelomana ny zatovolahy malagasy ,nefa kosa tsy midika izany fa dia tsy misy fifaliana mihintsy ny fiarahana aminay. Ny vazaha toa manana fitaovana sy vola fa toa mangatsika sy déprimé lava no fahitanay azy @ film. Ny fiadanan'ny olona ange izany tsy azo baser-na foana @ alalan'ny harena.
31. Veloo ( 06/09/2005 20:51)
ralaisa a zay mihitsy ka aleo gasy mahantra kely be fitiavana toy izay vazaha be arena nefa hijaly.:P
32. Naliy ( 07/09/2005 06:58)
efa nahita sy niharitra ny akama mamono sy manompa. Tsy tanty intsony ny farany fa maharary dia novaliana nefa raha vao namaly vao maika nahazo dia vao maika naharary mafy. Dia nisaraka taminy vao hoe tiako ianao fa tsy hanao intsony, nefa inona akory telo volana dia io indray. Dia nitsoka dia vita hatreo. Betsaka ny bandy gasy mamono ny olona lazainy fa tiany. Ny antony tsy mbola hita hatraminizao. Ny namanay manambady vazaha ny farany fa miaina tsotra feno fahasambarana sy calins be rasipa tsy mibase @ vola sy harena.
33. ralaisa ( 07/09/2005 11:46)
Naliy:

Mazava ho azy fa misy ireo olona mitontona any @ tsy fitontona. Misy koa ireo sendra ny olon-kendry. Tsy midika anefa izany fa afaka hi-généraliser foko iray manontolo isika satria misy naman-tsika iray nijaly am-panambadiana. Nisy film documentaire hitanay taty. Sipa gasy nanambady vazaha. Nataon'ilery mpiasa trano tao izy tany France,nafeniny ny passeport-ny ary dia nidiany aman-trano tao rakalakely.
Fantatray anefa fa tsy ny vazaha rehetra no manao io toetra io. Marina aloha fa miroborobo eto an-tanana ny fitiavana revy sy fifampirafesana. kanefa na izany aza mba misy ihany koa ireo tovolahy mahatohotra ireto fankam-panahy ratsy.
34. Veloo ( 07/09/2005 18:57)
ralaisa tena mampalahelo zany kle:(
35. deghany ( 08/09/2005 09:06)
Naliy:

efa nahita sy niharitra ny akama mamono sy manompa. Tsy tanty intsony ny farany fa maharary dia novaliana nefa raha vao namaly vao maika nahazo dia vao maika naharary mafy. Dia nisaraka taminy vao hoe tiako ianao fa tsy hanao intsony, nefa inona akory telo volana dia io indray. Dia nitsoka dia vita hatreo. Betsaka ny bandy gasy mamono ny olona lazainy fa tiany. Ny antony tsy mbola hita hatraminizao. Ny namanay manambady vazaha ny farany fa miaina tsotra feno fahasambarana sy calins be rasipa tsy mibase @ vola sy harena.

n'aiza n'aiza misy ka!! fa tsy nde hiteny lisany we refa bandy gasy de midaroka gnain!! vitsy kosa e!!

36. Veloo ( 08/09/2005 19:04)
za aloha mbola tsy nahita gasy nanao an'izany e...asa na tara lotra za zany na aloha lotra :-D:-D
37. boubounezy ( 23/10/2005 14:00)
aiza kosa dé ny bandy merina ny tsy misy entana doly! ny sasany iany ary ny lhl any @ lakoty kou angé batsaka kou ny kely entana e! fa ny bandy mpamono vhv na vaza na gasy na inn raceny dé refa mamono dé @ko otrany aloka hoe eo tena fa lasa a!

dakoma:

Mba nidinidinika t@ ireo tanora namako ity tenako. Ny fanontaniana napetraka dia ny hoe maninona ny sipa gasy no tsy tia bandy gasy intsony?
Ankoatran'ny resaka fahantrana aloha dia niara-nihaiky izahy fa betsaka ny ankizivavy no leo @ herisetran'ny lehilahy.Aty @ tanin'ny vazaha angamba mety misy lalana miaro azy.Eto Dago mantsy dia tsy atao imaso fa ny havan'ïlay lehi9lahy rehetra aza mety mbola hanampy ny fidarohana an'i ramatoa kely.Izany hoe tsy fiainan'ny tokantrano malagasy rehetra io sao tonga dia entim-pó eo daholo indray.Ny ankamaroan'ny bandy merina koa kely fitaovana ka tsy mahafa-po ny ankizy e!Ny tena olombelona ihany manana besoin.

38. Herimiafina ( 24/10/2005 05:08)
Bouboounezy, kes ki tarivema chere?(l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6429