graphologie

1. booboo ( 18/08/2005 15:46)
Mino an'io raha io ve nareo ? Nefa @ zao betsaka mitsy ny raha manakarama lafo(ary tena lafo a !) an'ireny graphologues ireny handinika ny lettre de motivation-na oul iraika !
novalian'i fijo ny 22/08/2005 21:15
2. fasaly ( 18/08/2005 16:03)
ka nécéssaire ve nefa lay graphologues raha lafo be ny manakarama azy ireny?
3. booboo ( 18/08/2005 16:07)
zay koa no tsy azoko ry Fasaly ! ilainy angamba matoa karamainy lafo kouh !
4. fijo ( 18/08/2005 20:19)
ilay izy aloha misy marina amin'ny ankapobeany e,fa tsy siansy tena azo hitokisana io.
5. pitchou ( 21/08/2005 16:04)
ny ankapoben'ny toetra no hita @zany fa tsy ny rehetra ko
6. fijo ( 22/08/2005 21:15)
izay mantsy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3791