graphologie
1. booboo
(
18/08/2005 15:46)
Mino an'io raha io ve nareo ? Nefa @ zao betsaka mitsy ny raha manakarama lafo(ary tena lafo a !) an'ireny graphologues ireny handinika ny lettre de motivation-na oul iraika !
répondu par fijo le 22/08/2005 21:15
2. fasaly
(
18/08/2005 16:03)
ka nécéssaire ve nefa lay graphologues raha lafo be ny manakarama azy ireny?
3. booboo
(
18/08/2005 16:07)
zay koa no tsy azoko ry Fasaly ! ilainy angamba matoa karamainy lafo kouh !
4. fijo
(
18/08/2005 20:19)
ilay izy aloha misy marina amin'ny ankapobeany e,fa tsy siansy tena azo hitokisana io.