ambondrona

1. aalook ( 10/08/2005 22:47)
marina ve hoe ny anarany vadin' kix dia malala, ary nenini zanakan', elodie sa tiana?
misoatra aloha
novalian'i tomgas ny 08/10/2005 09:01
2. fijo ( 11/08/2005 04:39)
tsy mazava le fanontaniana faharoa
3. foufoune ( 11/08/2005 09:29)
atao inona anefa zany e ! tsy aleo ve mankafy fotsiny de zay e ! tsy tokony hiditra @ fiainan'olona be loatra fa ratsy zany e ! sady tsy dia mazava lotra ko ilay fanontanianao fa ataovy tsara
4. fasaly ( 11/08/2005 12:32)
ka mba te ho fantany kosa re e! sao mbola mba misy place angamba...
5. xxx ( 11/08/2005 12:56)
tsy hitako oe inn no irarahina anze vadiny i kix klou fa ny hirany no henoina refa te hihaino de basta
6. fasaly ( 11/08/2005 13:20)
ka rakix kosa anie bogosy e! de mba tiany jerena ny vadiny raha mahavoa
7. Veloo ( 11/08/2005 14:53)
iza aloha ty Kix e?:{:{:{
8. fasaly ( 11/08/2005 15:15)
tara njay njy veloo, ny tarika aloha tsa mbola ho tonga any aminareo e! hatreto france ihany hatramzao.
9. Veloo ( 11/08/2005 16:50)
fasaly a nga aky tsy loza a zay tsy mba mahita pihira firy...aza omena tsiny raha tara train fona e :-D:-D:-D:-D
10. fijo ( 11/08/2005 20:16)
veloo,mividiana bisikilita haingana ndry fa tara be.
11. Veloo ( 11/08/2005 21:13)
tsy maha lasa lavitra ny bisikleta ry fijo a... ray metatra dia simba :-D:-D:-D
12. fijo ( 15/08/2005 21:10)
ka nendry le vita sinoa izany ko.
13. akamatiana ( 17/08/2005 03:35)
fijo> velo=veloo=beka zany , sa aona akia mou veloo:-D:-D:-D , tsy tezitra an:wink::-P
mifandanja tsara kousa kix sy l vadiny e, houn an , fa zah mbola tsy nahita:-D:-D d malala l anarany d elodie mou l zanany tsy tadidiko tsony kle:-w
14. fasaly ( 17/08/2005 10:38)
kay kay kay!
na ny prenom -ny aza de efa tsara kou indrindra fa lay tompony zany... tsara zany! e!
15. cocorie ( 17/08/2005 13:08)
SShhh§ Rakix foana koa no ifandrombahana eo tsy aleo ve i blanc e!
16. fasaly ( 17/08/2005 18:52)
iza indray ity blanc ky! michel blanc ve????:lol:
17. fijo ( 17/08/2005 20:05)
akamatiana,ie veloo =beka.
hay ve kix efa manambady e?ka tsy loza ny mahazo ny sipakely izany.
18. mamzelkely ( 18/08/2005 07:50)
aalook< valio amin'ny fo tena marary enao fa tena izay indrindra ny anaran vadiny de tena éelodie ny zanany!!snif snif!!:cry:
fa na izany aza milay fôna kix eee!!!! za alo de tena tia eeee!!:°)
19. fasaly ( 18/08/2005 08:19)
mamzel :
mitovy fitiavana zany tsika, ny feony aloha no tena nampanoitona ahy voalohany e! tamin'izy mbola tsy fantako, hay nony nahita ny clip de hitako amzay ny maha kix azy.
20. hps ( 18/08/2005 19:05)
Raha mba efa manambady lery de ny vadiny angamba no mety mahaliana be be kokoa ahy,akoatrin'ny vazony zany an!:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4003