ambondrona

21. fijo ( 18/08/2005 20:03)
hps,hevitra milay koa iny an
22. bibioul ( 19/08/2005 14:35)
Ry zalah alo tsis raisina daool fa ny hirany ian no mlay e:lol::lol::lol:
23. fasaly ( 19/08/2005 15:42)
zany ve? maharaka an'i kix kosa ngah toi:lol:
24. hps ( 19/08/2005 19:35)
koa ny sasany ange mikôzy hoe:^:^ sady bôgany no be dentanty hono ry zalahy,betsaka mihintsy ny divan'olona tara t@ ry zalahy t@ spectacle taty @ tanana tatyo^o
25. fijo ( 22/08/2005 20:47)
aleo ny divan'olona hilingilingy any raha tia ko.
26. fafa ( 23/08/2005 06:35)
hps> bôgany sy be detanty ve? de azo inoana ve zany? ngamba raha tsy artista zareo tsy nisy divan'oul hilingilingy any! tsy haiko aloha e!
27. fasaly ( 23/08/2005 12:14)
kanefa anie i ra kix taloha tsy be detanty fa fingotra kely e! fa tena niova be taty aoriana an!
fa zao izy aloha no tsara e!
28. chipie1 ( 23/08/2005 12:39)
io dia samy manana ny fijeriny ! ny bogosy amiko zao mety ho ratsy aminy fasaly oatsa :lol:
29. mamzelkely ( 23/08/2005 13:46)
fasaly< za alo de tena tiko be mits na ny tare na bika!!! sady izy misy taouaga!!!ouaooooooooo:-D tara kely mits ny sipa!! hihihi:-P
30. ari.malala ( 23/08/2005 14:40)
anhan!!! ny feony ihany d hatreo fa tsy tafa ny tarehiny kle! izy rehera mintsy!
31. fasaly ( 23/08/2005 16:37)
zany ve ari!????
chipie: inona no bogosy amy chipie?
zà ndray tsy sarotiny be ka!
mamzel: ny ahy kou lou tiko i ra kix e!:-$:-$
32. fijo ( 23/08/2005 20:10)
kix anie mbola fingotra foana e.fa lery tsotra be no milay aminy.tsy toa an'i rija ramanantoanina,na ry njakatiana.
33. chipie1 ( 25/08/2005 08:42)
fasaly > tsy ho teneniko eto le ataoko oe bogosy fa sao de avy daolo njay reto ...=))=))=))=))
34. fijo ( 25/08/2005 20:24)
chipie ie,raha vao mahita rirany aho dia hoavy tokoa ka :lol::lol::lol:
35. sasa ( 29/08/2005 04:40)
kaiiiiiiiiiiiile fijo ve io klé, rirany angaha!
36. fijo ( 31/08/2005 20:35)
ka sao mampiseho rirany eo izy ko.za veeeee
37. sweetia ( 08/09/2005 13:59)
Kix kosa ranga bogosy an!! mialona njay nareo lelà fa tsy bogosy ôtsn'azy:P:-D
38. fijo ( 08/09/2005 19:54)
izy koa tsotra e,sady sariaka,ka za aloha tsy mialona e.akama iny ko
39. mamzelkely ( 09/09/2005 07:04)
weeeee!! ayyyy kosa kay fijo akama ko!!!!!! Kix ihany ny anay mo o!!!!:wink:(l):-D
40. fijo ( 15/09/2005 20:56)
izay mihintsy.kix fa tsy TJ an.tandremo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1399