manao azafady aminareo

1. zefalah ( 07/08/2005 20:32)
ie..mialatsiny aloa ra ametraka resaka ato aho,tokony tsy ametraka resaka ato aho nefa..otrany manitikitika be ana oa le resaka fifanapina eo @ lahy sy ny vavy.
misy sipa a..izy manampy bandy..za alo midera anazy e
fa tsara fanahy izy?
nefa ty no tsy azoko?!! hoe moa ve ianareo manampy lhl isan'andro io mba efa nieritreritra ny ray sy reninareo? moa ve efa mba nitomany nohon'i Mama enao mitomany lava fa malaelo an'le bandy any lavitra be !
ty le fanazavana e: refa nandinika mora mora oa za de naita fa reny sipa tsy mitrahatra ny mandefa sosy ho anabandy reny dia ratsy nohony makorela.
satrai..ny makorela dia andoavana vola..nefa kosa izy mandoa vola..de iza no tsara ? makorela sa le mpandefa sosy ho an bandy.
misy miteny zao any hoe : tsy nahazo lery de be vava.
non!! tsy hoe zany..fa mba gaga iany zao.
ra za alo mahazo sipa otrareny de ee..matory fotsiny aho...izy miasa mo sa midodo.
zay le izy
mbola maialtsiny e
novalian'i pitchou ny 07/09/2005 18:17
2. ainaheri ( 07/08/2005 21:00)
Tsyisy ialantsiny zany zefalah fa safidy ny azy
ary tena tiany ilay ol matoa izy manao an'zany
fa tsy misy idiran'ny rad mihitsy zanyary matoa
koa izy manome mbola misy ny atolotra,fa refa tsisy ny omena ny tanimena tsy hirehitra hoy ny fitenenana ,fa tsy misy itovizan'ny makorelina mihitsy izany
fa ny zavadehibe dia ny fitiavana no niangiain'izany.
3. fasaly ( 08/08/2005 04:37)
oadray koa zany fisainan'i zefa marina,
dia traité nao moins que makorelina ve le sipa rehefa manome vola bandy hono!!!!
mety mba sahirana lay bandy na otrani'zay, ary aiza no hahafantaranao hoe tsy manampy ny reniny izy raha manome vola ilay sipany..!Io soa hatao foana io na sipanao no omena fanampiana na havanao na iza na iza......Fa aza malaky mitsara olona izany fa tsy mety, ianao izany ny fahitako azy tena mahidy be mintsy an! sady raha ny fitadidiko de efa nasianao resaka momba ity sujet ity tato fa mbola niverina indray fa niova kely ny fipetrany, fa hono wa! mba inona no tena tsy haritrao amilay sipa manome sosy ilay bandy sipany e! fantatrao angah lay olona????
4. booboo ( 08/08/2005 09:51)
re-oadray

inona no atao oe fanampiana @ zefalah ?
5. zefalah ( 08/08/2005 11:41)
maty ao marina..efa naiko..:-D
6. Veloo ( 08/08/2005 18:48)
ka enao kosa anie anie ry zefalah tena hiteniteny foana eeeeee. mety mba mankarena ilay kala nefa tiany be ilay bandy dia mba manampy izy...:twisted::twisted::twisted:
7. vahiny2004 ( 09/08/2005 08:57)
ny ahy indray toa mifamadika @ ity sujet ity : izaho no manao hoe andao hiaraka amiko ianao fa tsy manana namana aho, dia miara-mifidy eo izahay 2 , sady izaho somary indécise kely indraindray.

Mbola tsy nitaraina izy hoe elabe na mandreraka fa mivezivezy na ...

Hafahafa ve izany izahay
8. vahiny2004 ( 09/08/2005 08:58)
oups !!! Azafady fa diso adresse ity , atsy @ ilany no izy
9. deghany ( 10/08/2005 14:10)
zefalah:

ie..mialatsiny aloa ra ametraka resaka ato aho,tokony tsy ametraka resaka ato aho nefa..otrany manitikitika be ana oa le resaka fifanapina eo @ lahy sy ny vavy.
misy sipa a..izy manampy bandy..za alo midera anazy e
fa tsara fanahy izy?
nefa ty no tsy azoko?!! hoe moa ve ianareo manampy lhl isan'andro io mba efa nieritreritra ny ray sy reninareo? moa ve efa mba nitomany nohon'i Mama enao mitomany lava fa malaelo an'le bandy any lavitra be !
ty le fanazavana e: refa nandinika mora mora oa za de naita fa reny sipa tsy mitrahatra ny mandefa sosy ho anabandy reny dia ratsy nohony makorela.
satrai..ny makorela dia andoavana vola..nefa kosa izy mandoa vola..de iza no tsara ? makorela sa le mpandefa sosy ho an bandy.
misy miteny zao any hoe : tsy nahazo lery de be vava.
non!! tsy hoe zany..fa mba gaga iany zao.
ra za alo mahazo sipa otrareny de ee..matory fotsiny aho...izy miasa mo sa midodo.
zay le izy
mbola maialtsiny e


voadona mafy mintsy ngamba zoky ty an!!!! isaky ny mikôzy de resaka mikiana naïga foana!!=))=))=))=))=))=))=))=))
10. fijo ( 10/08/2005 21:16)
avelao kosa izy hampirevy razozefa an.na vola io,na le revy hafa.
11. xxx ( 11/08/2005 14:06)
zefa marina!!!tsy omena tsiny lol
12. zefalah ( 11/08/2005 19:05)
tena voa marina aho ry zareo a...
fa mety ho marina iany anie le sujet -ko e..
xxx so iany enao fa tsy nanome siny ana..misaotra betsaka letsy ry xxxx :-D
13. zefalah ( 11/08/2005 19:08)
tena voa marina aho ry zareo a...
fa mety ho marina iany anie le sujet -ko e..
xxx so iany enao fa tsy nanome siny ana..misaotra betsaka letsy ry xxxx :-D
14. zefalah ( 11/08/2005 19:09)
tena voa marina aho ry zareo a...
fa mety ho marina iany anie le sujet -ko e..
xxx so iany enao fa tsy nanome siny ana..misaotra betsaka letsy ry xxxx :-D
15. fasaly ( 11/08/2005 20:00)
tsy marina io e!
16. fijo ( 15/08/2005 21:56)
fa inona no marina ry fasaly
17. majakely ( 16/08/2005 12:01)
Tsy de azoko loatra ny fomba fisainan'i Zefalahy !!miala tsiny koa ee!
18. fasaly ( 16/08/2005 14:26)
fijo:
ka ny fisainan'i zefa kou!:D
19. pitchou ( 16/08/2005 18:27)
ô ra-zefa! inona kay no maharatsy ny mifanampy?
misy zao olona efa nivady taona maro vao nanohy nianatra ny iray, mety ho lasa an-tany lavitra nefa tsy ampy ny vatsim-pianarana! nefa raha mba tafita soa dia hihatsara le farimpiainana! (aza sendran'ny vhv mahay vava fotsiny raha mibolila avy eo fa d asa foana an!!! hihihi)
Betsaka ny antony mety mahatonga le fandefasana vola!
20. zefalah ( 16/08/2005 22:49)
pitchou> amiko alao raha resaka zavatra ilaina maika dia manaiky aho,fa raha resaka fianarana kosa dia azafady...asan'ny ray aman-dreninao zany fa tsy asako
na tiako tahakany hitiavako Andriamanitra aza enao.
eritrereto hoe za mitia olona tsy mahay manoratra ,dia za ve no ande ampianatra anoratra sy ampianatra azy jusque izy tafita? mila fieritreretana
fa ny fitiavana anie efa samy lebe e..resaka fenarana tsy hidirako..zay no mahazefa ana ngamba.
satria za tsy mila sipa otrana..mila sipa mahay.
tsy te ampianatra anazy koa...io raha raha ay.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3501