manao azafady aminareo

21. xxx ( 17/08/2005 06:45)
hita oe voadona arampitiavana ianao razefa , ary sima fanoratra be en plus:-D:-D
22. fijo ( 17/08/2005 21:10)
sima koa kay lery io.gravy be an
23. sipagasy ( 18/08/2005 19:48)
booboo:

re-oadray

inona no atao oe fanampiana @ zefalah ?




hihih za koa akia mba gaga ,kouuu hihihi
24. fijo ( 18/08/2005 21:32)
valio izany ry zefalah an
25. deghany ( 25/08/2005 10:39)
ainaheri:

Tsyisy ialantsiny zany zefalah fa safidy ny azy
ary tena tiany ilay ol matoa izy manao an'zany
fa tsy misy idiran'ny rad mihitsy zanyary matoa
koa izy manome mbola misy ny atolotra,fa refa tsisy ny omena ny tanimena tsy hirehitra hoy ny fitenenana ,fa tsy misy itovizan'ny makorelina mihitsy izany
fa ny zavadehibe dia ny fitiavana no niangiain'izany.



masaotra anao pasitera t@ fanazavàna!
26. fijo ( 25/08/2005 23:14)
aiza i zefalah e
27. deghany ( 29/08/2005 14:28)
zefaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa
28. fijo ( 03/09/2005 19:48)
any amin dramarie lery ngamba
29. pitchou ( 07/09/2005 18:17)
zefalah> d asa ze hahazo anao raha izany ra-zefa ko! ny fitiavana ange tsy mionona @ efa eo fa tsy maintsy mifanohana hisondrotra hatrany e! sa isaky ny misy zavatra mba tianao ho hay, ohatra manatono masikita d iny alou enao miazakazaka mody any @ RAD-nao? na ataontsika hoe efa miasa enao ary manambady ka mba te-hianatra zava-baovao d lasa alou miverina any @ papa sy maman fa tsy afaka manao izany ao anatin'ny tokantrano, satria nyfotoana na vola mety ho laninao @io fianarana io tokony hiditra ao @ tokantrano? :-w
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1668