ra8

1. zefalah ( 05/08/2005 16:47)
aminareo kay!
mba inona no zavtra hitranga aminy fanalana any io ra8manana io eo?
moa ve hisy ady sy tomany,hilamina iany?
de ra misy zany? le ady zany?
inona no zavatra ataony gasy mba tsy hisin'zany?
za mantsy matoky fa tsy ho mora ny fielany eo..
novalian'i hps ny 27/08/2005 20:13
2. fasaly ( 05/08/2005 17:30)
de lasa otsan'ny tamin'ny dadabe ratsiraka ihany e! misy lakaoly ny seza fa rehefa voapitika de lasa lavitra mintsy any frantsa vao mijanona.
3. ainaheri ( 06/08/2005 15:03)
zefalah>fa aona mo no tsy ho mora ny fialany eo?
refa tsy lanin'ny vah ianao d miala zay fa tsy manao
bodingerina,fa raha manao an'zay izy d potika tsy misy azony raisiny io tiko io anaovan'ny ol azy,ary
potika tanteraka koa ny ho aviny @zay satria deba tsy nanana zvtr nivantana nampiasaina otrandra8 io,nisy fa tsy nataony @ anarany ary vitsy koa ny mahalala!
Fa ra za otr'azy miala mora refa tsy lany!!!!!
4. zama91 ( 07/08/2005 11:07)
Tsy maintsy miala izy rehefa tsy lany eh,.Na ny aty ivelany aza izao efa mailo tsara hanara maso ny election @ 2007,efa leo ry le rony ,aiza isaky ny misy election,samy milaza ny tenany ho mpandresy daholo,na ny resy na ny mpandresy.Amin'nity kosa angamba efa mailo ny vahoaka,efa be izay ka raha tsy lany ra8 tsy maintsy mi degage.Fa dia ho hita eo @ 2007
5. jentilisa ( 09/08/2005 11:46)
f'angaha ho esorina Ravalo? tsy hisy angaha ny fifidianana?
6. zefalah ( 09/08/2005 23:41)
jentilisa>> aza otrana oa..za nge zefa e..
ze niditra t@ basy sy kalaky dia tsy mantsy miala @ basy sy kalaky iany..aita ny gasy atsy ho atsy.
mbola ho enonao koa fa tsy misy vary mihintsy aho dago ao..lasa mangahazo sy katraka no anina.
tsy mantsy misy gitraka io ry jentilisa a!!koz e
7. fijo ( 10/08/2005 20:46)
aza migitraka izany ry zalahy,fa potika le firenena an
8. pablo ( 19/08/2005 21:17)
mba iza re ry olona no mba andraindraina @ firenena, izay tonga eo @ seza dia manao diktatora daholo sady miprofita. @ izao mitaraina mafy ny vahoaka @ vidin-javatra tsy mifandanja @ karama surtout ho any mpiasa madinika. Ohatra fotsiny ny mpiasa chief de resion dia mikarana hono +10.000.000fmg, zany ve mba rariny nefa ny olona miaramiasa @ any ambanivohitra mikarama 300.000fmg raha misy. Ny fiainana any dago natao ho any olona man-bola fa tsy natao ho any tantsaha, ny any tantsaha indray no terena sady vidina @ vidiny mora.:evil:
9. ranga ( 20/08/2005 10:56)
Mbola misy lalana tsy vitany ry zalahy a,alao alou izy ho eo efa hoavy ko ny fifidianana,ny làlana mankany aminay wa mbola tsy vitany ,@2007 izy raha tsy mahavita io d miala.
10. fijo ( 22/08/2005 22:50)
pablo an,midira aloha sao mba nareo no mahavita azy e
11. pitchou ( 23/08/2005 19:15)
zahay eto aza tsy manetsetra ko nareo any tsy concerné no mangitakitaka! modia aloha aty manandrana le fiainana aty e!
D raha mahita moa nareo hoe tena aleo lery miala teo d mba mirotsaka nareo e! zahay manohana raha tsara le programa!
fa aleo marina aloha ho vita daholo ny lalana fa tsy hay ze hataonareo eo raha tafita eo nareokou! sao d mbola paosy lalina be no ho fenoina aloha
12. fijo ( 23/08/2005 22:06)
za tsy hody ka.za mbola hikaly hena- mbazaha
13. pitchou ( 24/08/2005 18:21)
hihihi! henam-bazaha an!
14. fijo ( 24/08/2005 21:15)
ie ,le bebe ra iny mihintsy.ary tsindromiko tsara
15. narima ( 26/08/2005 19:04)
(mbola tianay ra8 satria mampanjaka ny fahamarinana (l)(l)(l)(l)^:^
16. eh ( 27/08/2005 12:24)
betsaka ny manina te hody ireo any France ireo ê! ho hitanareo fa tsara ny zavabitan'io rangahy io rehefa tonga mody ianareo! ary tsy nisy nahavita toa izao ireo teo aloha rehetra! mazava b mihintsy!
17. hps ( 27/08/2005 20:13)
Efa tsy izany fahamarinana izany intsony zao no ampanjakainy aty fa fahamalinana,efa manomboka tsy hita taratra mihintsy zany @ izao fotoana izao,very ilay hevitra fampandriana andrisa hoe:Faly aho,minoa fontsiny,Aza matahotra sy ny hevitra ara-pilazantsara hafa koa;Efa malina razoky fa mifoha @ torimasony daholo ny fianakaviamben'izay mahatsapa fa poretina @ fomba ankolaka oh:foanana ny PME @ izay ny ALIMA no manjaka @ programan'asa rehetra eto Dago,very ilay Gasy vao miavotra nanafana ny 13 may 3taona mahery lasa izay.Izay adi-kafetsena manaraka indray aloha no asa:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0091