S.O.S

1. zefalah ( 04/08/2005 01:19)
nisy olona nifakatia be .de avy eo tsy nanoratra tsony le sipa,tsy niteny tsy nitelephone.na message ary tsy mba alefany.
le fantaniana?
Inona no antony mahatonga ny vehivavy anao an'reny fietsika afa afa reny?
ary inona no zavatra tena dedaviny vehivavy mba tsy ampiova ny eviny?
de inona ko ary ny atao mba ahatonga ny vehivavy tsy hiova evitra sy hitsipaka lay toky nifanomezana?
:} ra toa tony daholo ny vehivavy,tsy mba nanambady ny lehilahy.
miandry an'ze mba malala tanana e!! mba mila valiny fa tena marary ny lohako.
novalian'i fijo ny 22/08/2005 22:02
2. jajaf401 ( 04/08/2005 03:30)
Zefalah salama enao,
Ny voa-1 zany dia ny fitiavana io ka toy ny fitiavana retraretra izany hoe ny tambitamby ihany no fanfody; ny faharoa moa homeko anao antsipiriany amin'alalan' diaporama ny handicapen'ny vehivavy ka mahatonga azy hiovahiova hevitra hoatr'izany. Fa omeozaho any @ john_love_good@yahoo.fr ny adiresy maika n'ise de ho detailler-ko any izany! Misaotra.
3. vaovao ( 04/08/2005 04:10)
sao mba nisy zvt tsy tiany kosa nataon'le bandy fa tsika anie ndraindray tsy mahalala hoe misy tsy mety ny ataontsika e!ary maninona koa raha antsoina izy d anontaniana ny tena antony, na koa hanoratana izy ahafantarana azy e!!Io koa nge tsy hoe rhf mangina ny andaniny d hamitsaka koa ny ankilany e!mila nifampiresaka mifanontany tsara aloha alohan'ny hanapahana ny hevitra, sady ilaina ny fandeferana!!
4. fijo ( 04/08/2005 04:38)
zefalah an ,hoavy eo indray i kally raha izao no mitoy.hi hi hi
fa ny antony aloha dia toa ny antony rehetra ihany ka.ny lehilehy koa anie manao toa io e,leo de miala pa
5. chakkakkely ( 04/08/2005 06:31)
voalohany alo dia tsy ny vehivavy rehetra no manao anzany kosa eh! ra sty zany dia tsy nisy ny olona mivady hihiih
fa sao kosa mariana za misy zavatra tsy tiany nataonao ? fa ny marina koa dia mety nahita hafa izy dia tsy vitany ny hiresaka azy aminao , dia aleony alo tsy miantso asa ts aiko , fa zao eh fitiavanadaholo zany fa aza kivy eh! lasa ono ny mamba misosoka ny voahy eh! mahereza
6. vonimboasary ( 04/08/2005 07:15)
Aza kivy e!
mety mbola miandry fotoana izy vao hiresaka sy
handefa message aminao e!manoratra ihany izy fa aza taitra e!
toneo ny fo tsy hisendoatra anefa raha sendra misy
ny fiverenany e!
Raha tena tinao izy dia miandry azy ianao e!
fa ny tsy azoko dia izao e!hitanao ve aloha fa tia
anao koa izy e! rah efa fantatro manko fa tsy dia
tia anao izy dia tokony tsy hivaky loha aminy
ianao fa dia ny manova no mety e!
7. jentilisa ( 04/08/2005 07:53)
izaho koa mihevitra fa tsy hiraharaha anao izany intsony izy! aleo mieritreritra olona hafa raha misy ny azo eritreretina
8. Chuan ( 04/08/2005 08:11)
hahaha ! tsy hoe mivanitika maneso aho akory namana zefalah fa ny ao an-dohako dia ny hoe \"akoho tsy naneno ohatran`izay efa lanin`ny kary \" koa dia ataovy toy \" Ny Tanala very sampy ka ny manova no mety \" . Mety nahita metimety kokoa izy ka tsy omena tsiny kanefa ianao koa tsy voatery hiandry an-dRazaka tsy hivalana eo satria ny tsara sy mamy hono tsy lany toy ny fary lava vany e ! :lol::lol::lol: ! .
9. ari.malala ( 04/08/2005 08:12)
Hay v zefalah tapipahaizana mba mety tratran'ny probilema ihany ê! :) d raha zao enao no misy miteny we tsisy saina d aôna hoy ianao? fa za tsy hiteny anao anzany fa zao, anontanio alo izy we in ny tsy zakany. eritrereto tsara we nisy zavatra tsy tiany v enoteneniny anao fa ninianao natao sa ahoana.. antsaoy izy raha anananao ny nuperoany ko!
10. kally ( 04/08/2005 08:54)
Tsy ananan'i zefalah marina angaha ny mimerôany? na andefaso pizôn voyanzera fa tonga dia tonga ny hafatra e!
11. vaovao ( 04/08/2005 09:33)
aoka izy ranga fa mapalaelo a!ananany tko ngamaba ny numero e!=))
12. booboo ( 04/08/2005 10:02)
:-D:-D
13. cocorie ( 04/08/2005 13:11)
de ho hitan'le pizôn voyanzera ve le sipa! mba ampindramo an'io akia za ry Kally mba ataoko coursier a!:roll:
14. niala ( 04/08/2005 14:02)
raha vao mangatsiaka be ny fandraisanao azy fa tsy toy ny t@ voalohany sy ny nahazatra dia mora be ho anay vhv ny manao io toetra io satria midika ho tsy fitiavana anay intsony izany
15. ari.malala ( 04/08/2005 14:50)
pizon voyanzera ndray no malaza an! hitany ky ry cocorie â! njy zao raha mila andefasana taratasy d hitany! ;)
16. zefalah ( 04/08/2005 15:16)
niala>marina zany.
17. kally ( 04/08/2005 19:26)
cocorie> :-$ bedin'i zefalah eo fa izy ary mbola be grôblema be amin'ilay sipany fa alefako any ilay pizon raha ohatra kah!

sa tsy miady @ piesin'i zefalah?
18. fijo ( 04/08/2005 22:09)
zefa an,toa an'i marie ihany io e,miverina izy rehefa bikina avy any,dia lazainy fa fanahy masina no nahabikina azy.
19. vaovao ( 05/08/2005 09:13)
eny tko woa sao mba nisy zvt natenainy tany @ lah nefa tsy tateraka d naleony nipitsika :-w? ny an'lah no idd ra zany klé!=))
20. mandrindra ( 05/08/2005 10:56)
tena marina izany rafijo, hihihi
zefalah, rehefa marary andoha dia mihinana efferalgana aloha. raha mbola manelo ny lohanao dia tsy afaka hiatrika an'izany ianao. Rehefa sitrana dia ataovy ny bilan, inn no efa vitanao taminy, inn no mbola tsy vita. Raha toa ka misy mbola tsy vita dia mandehana ataovy fa mety hiverina izy. Raha toa kosa ka efa tanteraka daholo dia hialao pà, ary aza mivaky loha fa ataovy sahala amin'ny an'i Lahiniriko : "mametra pialana alohan'ny androhana".
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7046