S.O.S

21. lantokely ( 05/08/2005 12:05)
betsaka tokoa ny olona no tsy sahy miteny mivantana izay ao andohany (fa indrindra isika malagasy). ka dia anjaran'ilay ankilany indray no maminavina izay any an-tsainy any.
tsy mahagaga raha samy manao izay saim-patany avy eo.
22. Veloo ( 05/08/2005 16:17)
Mety tsy tiany intsony ilay bandy zay aloha no itako tena misy fona... nahita ny akanga tsara soratra izy ka manary ny akoho taman-trano e...:wink:
23. princesse ( 06/08/2005 07:08)
in ary ty!? refa mangina izy dé mbo manginà kou!
24. nyeja ( 06/08/2005 07:47)
voalohany aloha dia aza atao mankarary ny lohanao ny toetran'olona tahaka izany.Tsy ny vehivavy ihany no mety manao izany fa dia misy koa ny lehilahy ary dia mampalahelo indray ny vehivavy ka ny valiny dia tsotra ihany, na izy manana olona hafa mety mambabo ny fony na koa ianao no mihamangatsiaka aminy ny valiny ve, tsy misy afa tsy ny serasera ihany mifampiresaha ianareo dia anontanio aminy avy hatrany ny heviny dia iaraha mahita eo. Mahereza zefalah an
ny eja
25. sipagasy ( 06/08/2005 15:46)
mmhhh mankasitraka akia nyeja annn
26. zefalah ( 06/08/2005 18:09)
nyeja>> marina zany teninao zany,ary misaotra anao aho...nefa anie ka tiako izy e!! de aona? forisena fotsiny ve?
27. fijo ( 09/08/2005 19:43)
zefa an,adinoy izy dia mitadiava koa hafa e.
28. zefalah ( 09/08/2005 23:17)
fijo>> efa miezaka manadino..sady mitady iany..aita atsy ho atsy
29. vaovao ( 10/08/2005 09:31)
Hay kosa efa manantena sahady ko! tsy misy ohatr'zany e!nefa mba andramo ihany koa sao nisy olana tampoka taminy d tsy afanifandray tsony nareo e! sao mantsy nga mahita vaovao nefa izy mbola tia tampoka ndray, zay le hoe mba anontanio ihany izy!!asa aloha e! tsy an'ny tena tko nga ny lelo d hay ny manisina fa ra mby antongotra ny tsy haiko d ...
30. Veloo ( 10/08/2005 18:47)
o ra zefa tsara mihitsy zay fisainana mitady zay ka:wink:
31. keviin ( 12/08/2005 06:19)
fa anga oa ny fitiavana , oe adinoy de mety adino de soloy de mety solona kle?
32. fijo ( 15/08/2005 21:47)
milay izany zefalah an.
33. cocorie ( 18/08/2005 07:59)
Dadany koa zany fitiavana zany ataony midelire daholonareo an!
34. fijo ( 18/08/2005 21:00)
ka ny fitiavana anie hono,maha hendry ny adala moa maha lasa adala ny hendry e
35. ari.malala ( 19/08/2005 09:42)
keviin:

fa anga oa ny fitiavana , oe adinoy de mety adino de soloy de mety solona kle?



ko ny fitia anie ony topy ny ketsa ka mora afindra e! :)
36. deghany ( 19/08/2005 13:50)
mety nahita mpitaingina hafa izy de namaininy elah!!:@
37. deghany ( 19/08/2005 13:50)
mety nahita mpitaingina hafa izy de namaininy elah!!:@
38. cocorie ( 19/08/2005 14:08)
in ary 'ty! koa raha tsy hitaingina foana koa izy ty sa zay le tena zavadehibe ami-deghany:evil:
39. vaovao ( 22/08/2005 09:34)
fa nga zefa efa nitaingina ?d adinoy fotsiny izy e!elah ary efa tany ko:lol::lol:
40. fijo ( 22/08/2005 22:02)
cocorie,ka kaonty koa iny ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1188