marina izany ry fijo, ary izaho mbola hasiaka bebe kokoa. Inn no mampitabataba an'ireo mpitondra fivavahana amin'izany, raha tsy tiany ny sary somary miboridana dia asaivo ampiakanjoany ilay jesosiny tsy manao afa tsy salaka kely any ampiangonana. Io sary somary miboridana io dia manenika izao tontolo izo nefa tsisy namafa.