kroazady maoderina!

1. jentilisa ( 03/08/2005 14:31)
Hafa indray ity lahatsoratra vao novakiako teo ity. Nantsoin'ny eveka ny mpanao gazety tao la Réunion fa hisy fihetsika hafa kaly hataony!
http://www.clicanoo.com/article.php3?id_article=109672
nankeny amin'ny toerana fanaovana dokam-barotra misy vehivavy miboridana izy. Dia nofafany teo anatrehan'ny rehetra nanatrika ilay sarim-behivavy tsy ho hita intsony.Ahoana ny eritreritrao amin'io fihetsika io?
répondu par fijo le 08/08/2005 21:44
2. fijo ( 03/08/2005 20:16)
amiko dia fahateren tsaina io.
3. mandrindra ( 05/08/2005 10:13)
marina izany ry fijo, ary izaho mbola hasiaka bebe kokoa. Inn no mampitabataba an'ireo mpitondra fivavahana amin'izany, raha tsy tiany ny sary somary miboridana dia asaivo ampiakanjoany ilay jesosiny tsy manao afa tsy salaka kely any ampiangonana. Io sary somary miboridana io dia manenika izao tontolo izo nefa tsisy namafa.
4. fijo ( 08/08/2005 21:44)
marina mihintsy izany.sa ny vavymiboridana no ratsy ,fa ny lahy tsy koi?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1369