tiko ny vadiko fa raha toa izy misotro dia ahoana?

1. nanourand ( 30/07/2005 00:20)
labièra ohatra.
novalian'i fijo ny 22/08/2005 22:05
2. nanourand ( 30/07/2005 00:21)
fa zah angaha moa efa manambady?:@
3. vaovao ( 30/07/2005 04:13)
rhf efa nekena d tiavo e! sady anjaranao koa no manova azy @ toetra eritreretinao ho ratsy aminy satria ny fiainana idd ny fanambadiana d fifampianarana, nefa koa ny mpivady d ol 2 samy hafa ary samy manana ny sainy sy ny nitaiza azy mihitsy fa tsy toy ny mpianadahy an! noho izany d tsy maitsy misy tsy mifanaraka @ sainao ao!
4. fasaly ( 30/07/2005 04:27)
misotro daholo rehefa hisotrro fa ny tafahoatra ny tsy ekena!
5. anja2000 ( 30/07/2005 04:44)
Zarako aza enao katrikatry iny,....:^)
6. marengarenga ( 30/07/2005 15:10)
moa ve efa antitra ianao?
moa ve efa tsy manana ny ho antenainao ianao?
moa ve tinao ny vady misotro toaka?
moa ve tsy afaka mananatra azy ianao? @ lafin'ny maro
samihafa
moave tsy mijaly ianao sy ny zanakao nohon'ny @ fisotroan'ny vadinao toaka io?
ka ireo fanotaniana ireo no tsy anananao dia avelao izy hanao ny izay tiany hatao fa ampitsahivo azy fotsiny fa tsy misy vokany ny toaka
7. marengarenga ( 30/07/2005 15:15)
moa ve efa antitra ianao?
moa ve efa tsy manana ny ho antenainao ianao?
moa ve tinao ny vady misotro toaka?
moa ve tsy afaka mananatra azy ianao? @ lafin'ny maro
samihafa
moave tsy mijaly ianao sy ny zanakao nohon'ny @ fisotroan'ny vadinao toaka io?
ka ireo fanotaniana ireo no tsy anananao dia avelao izy hanao ny izay tiany hatao fa ampitsahivo azy fotsiny fa tsy misy vokany ny toaka
8. Papoose ( 30/07/2005 20:26)
raha tena tinao na ny vadinao ka misotso izy dia rehefa ohatr'ireny dia ampiana izy handany zay sotroiny eo, ohatra ilay labiera tetsy ambony.
Raha ohatra ndray ka efa misy zaza dia atao fanirakiraka izy @ machine a coudre:°)
9. nanourand ( 31/07/2005 03:25)
=)) tapaka ny tsinaiko, jereo fa tsy natory aho efa @ firy maraina zao, dia sady mihaino "raha mila fanampiana ianao" fa tapaka ny tsinaiko namaky ny post nao!

kah lé labière mba mbola mivaingana anie e
10. marengarenga ( 31/07/2005 17:36)
moa ve tsy mahafaly tsy matory?
11. nanourand ( 31/07/2005 21:31)
moa ve marengarenga ianao? :°)
12. Papoose ( 01/08/2005 03:17)
raha mivaingana indray ilay labiera dia mino aho angamba fa ny toetr'andro atsy ivelany afaka ny hamerina azy ho rano indray.
Na koa avela kely aloha izy alohan'ny hisotroana azy: somary mandeha miodina mandeha milalao billard kely na milalao bowling dia rehefa mangatsiaka dia miverina mody misotro azy manampy ny vadinao mba tsy hisian'ny gijaka rehefa tonga ao an-trano.:P
Zany teo ihany fa ianao zany dia tsy niverina mihitsy an!!!! zanyyyyy!!! zay fa tsy natory sa mbola niady tany anann tany i??
13. ari.malala ( 01/08/2005 06:13)
niezaka ah namaky fa tsisy azoko ze tinareo resahana! manao resaky ny mamo nga? :)
14. ravatorano ( 01/08/2005 07:00)
ari.malala< hihihihihihi
elah aza mahazaka koa na labiera na pi na jamala pehany ka reven mlah inn ny olana an lah zany fa d mankahery an lah eh .
15. Veloo ( 01/08/2005 19:10)
ari.malala a resakin'ny mamo aky ty a tssssss :-D:-D:-D:-D
16. ndrena ( 01/08/2005 20:58)
Izaho koa mba tsy maharaka!!!!
17. Papoose ( 02/08/2005 00:24)
reo tsy maharaka reo avy aty kely omena formasiauuu ohh!!!
18. nanourand ( 02/08/2005 01:15)
zay mitsam anie efa dauzy no miresaka e! de zah misantimaka be hoe tena misotro lé vadiko klé dé ahoana no andé ataoko zao?
19. mandrindra ( 02/08/2005 09:07)
rehefa mamo dia matory
20. majakely ( 02/08/2005 13:02)
mandrindra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1105