tiko ny vadiko fa raha toa izy misotro dia ahoana?
21. nanourand
(
02/08/2005 23:31)
Mandrindra
rehefa mamo dia matoryde matory misalobona dia mamooo, dia ahoana?:( sempotra? dia mijery plafond indray klou, :roll: dia avy eo mijery mifanatrika :* dia ****** :!: dia farany @ zay :-* deu dodo beuuuuu eeee:D
23. ari.malala
(
03/08/2005 08:30)
tena olona mamo aby no mitafa ato! naninona koa aza za no nandalo tato?! :-D:-D
25. fijo
(
03/08/2005 21:32)
hafa ny misotro sy ny mamolava.
raha misotro anie tsy olana e.fa ny mamolava no blema
raha misotro anie tsy olana e.fa ny mamolava no blema
26. nanourand
(
04/08/2005 00:28)
blema ihany le sipa misotro kou!
heritrereto hoe matory miaraka @ sipa maimbo toaka 8-) mety anahirana ihany izany klé sa ahoana?
surtout refa :*, fa zany hoe raha tiana klou lé izy tsy koi fa :-* no atao e
heritrereto hoe matory miaraka @ sipa maimbo toaka 8-) mety anahirana ihany izany klé sa ahoana?
surtout refa :*, fa zany hoe raha tiana klou lé izy tsy koi fa :-* no atao e
27. fijo
(
04/08/2005 04:42)
ka raha apero fotsiny ve,inona no olana.misotroa kely koa dia mifamono le fofona e
28. nanourand
(
04/08/2005 22:46)
zay aloha e, raha apero kely fotsiny anie kosa,
Fa raha hoe dôzy kah, na hoe matetitika ilay fisotroana, zany hoe miafara @ fahamamoana foana izany!
Fa raha hoe dôzy kah, na hoe matetitika ilay fisotroana, zany hoe miafara @ fahamamoana foana izany!
29. mandrindra
(
05/08/2005 12:48)
nanourand, angaha rehefa matory tsy maintsy misalombona. Ny ety ankoditra aza anariana ve ko ny anareo ho saromana indray. Tsy rakiafina anie io e !!!
36. diamondra27
(
20/08/2005 07:38)
asio sira kely ao @ toakany de tantarao eto ny experience-nareo.
fa le voisin-nay talou tena mpidozy be an! isanandro fa ny tena mahagaga de le mamaky vilia sy vilany, 8 taona teo ho ny tenako t@izay de lasa ny fisainako oe aiza ary no ahitan'ilay rangahy io vola hividianany le solombilia? fa le vadiny aloha sady mamo no mamono vady no mamaky vilia sy vilany, tena atsipiny eny antokotany mihintsy ange e!
fa raha entina any @ croix bleue kosa?

37. ari.malala
(
22/08/2005 11:16)
:-D:-D:-Dtsisy azoko ze lohany sy vodin'le resaka! :-D tena resaky ny mamo v sa aôna ê! :-D=))=))=))