mbola tsy mahavita an'izao kosa ny gasy e

1. joda ( 28/07/2005 21:04)
sokafy ity site ity
www.dancehallreggae.com dia miditra photo avy eo..dia mazotoa e!!!!!
novalian'i fijo ny 08/08/2005 20:52
2. fijo ( 29/07/2005 04:39)
ny fanontaniana dia hoe,tena ilaintsika enarana ve ny toa ireo?ary hitondra antsika hoaiza raha lasa toa ireo isika?
3. sasa ( 29/07/2005 05:37)
tsy ilaina ny mianatra an'ireo, ary tsy hitondra antsika mankaiza mintsy, ary raha ny fahitako azy manokana d tsy hirona amzao mintsy ny gasy
4. ari.malala ( 29/07/2005 06:20)
tsy ilaina ianarana satria mitondra mankany @ débauche... nefa tsy izany mintsy no ilaina.
5. scorpion ( 29/07/2005 07:01)
tsy olana io na tsy vitan'ny gasy aza, noheveriko fa mba zavatra tsara
6. ainaheri ( 29/07/2005 07:11)
Mety vita ary vitany fa isika mbola mitandro ny
maha olombelona,ary mety tsy fantatrao akory anie ireo ee;mety hoe putes teny @ sisiny teny notsoponina mba halaina sary fa raha olona manaja tena tsy hanao fitafy otr'ireny
7. joda ( 29/07/2005 07:20)
ha ha ha !!!!!
8. booboo ( 29/07/2005 07:36)
:-D:-D:-D:-D:-D
9. Mifenty ( 29/07/2005 07:46)

tsy azok tsara lty le izy fa am teny anlgisy ah

resaka makorelina ve le aseho ao sa inn e.
10. sipagasy ( 29/07/2005 07:53)
mmhhh ilay akanjo ve ny olana?????? mahagaga ahy izany izy anie mbola misy saro-kenatra é!! (na string aza ny anaovany maninona moa??) ny bikan'ny sasany ao anatiny ihany koa tsara, manintona maso, arakaraky ny toerana handehanana no hiakanjoana e!!!, ekeko fa tsy mety kosa raha entina any @ tranon'andriamanitra, nefa Andriamanitra nga mijery fomba fiakanjo?? moa fa tsy ny fibebahana no ilainy?????

mmhhhh am-bava homana, am-po mieritra..........:-*
11. mamzelkely ( 29/07/2005 08:03)
de nareo ve mihevitra fa ts misy gasy mahavita reny zvt reny!! za alo de mino fa betsaka ihany ny gasy mahavita anreny e!!!

za alo ts anisany fa mahalala olona!!hihihi:°)
12. ari.malala ( 29/07/2005 08:23)
za naika hanontany we... nefa aoka ihany fa sao bedy eo za kle! :-$:-$:-$:):°)
13. vaovao ( 29/07/2005 09:43)
tsy hitako mihitsy zay ilana le izy aloha raha amiko e! vao maika maharikoriko fa tsy manaitra mihitsy!!marina e!sady tsy manendrika ny gasy reny e! aleo ihany le mitafy tsara!!!
14. ari.malala ( 29/07/2005 11:24)
eny wa ry vaovao!!
15. ari.malala ( 29/07/2005 11:24)
eny wa ry vaovao!!
16. mandrindra ( 29/07/2005 14:24)
ny hoe tsy mahavita aloha tsy haiko, fa tsy tanjona io amiko.
Fa saingy kosa raha misy manao dia avelao izy hanao toy izao raha izay no mhadiavolana ny sainy. Izy miakanjo maivana anie mety madio ny sainy fa ny mpijery no miteniteny foana e.
17. xxx ( 29/07/2005 16:07)
D hono wa!
D ra misy zaza tsy ampy taona ato d aona kay??:?::?::?::?::?::?::?::?:
18. Veloo ( 29/07/2005 17:54)
tssssssss ry joda ko tena mbola ambany fisainana be kle... De inn ko no hanarahina sy hanaovana 'ny gasy an'izany... Ny gasy anie mbola manana ny maha izy azy e... So ihany ary fa mbola tsy manao an'ziany:twisted::twisted::twisted:
19. vaovao ( 30/07/2005 04:05)
zao ary e! aleo hanao zay te hanao fa d ihomehezan'ny ol eny sady ihatakatahan'ny manodidina fa tonga d traingo b mits oe mihodina anie ra vao manao reny e!
20. hery ( 30/07/2005 20:42)
tratra indray i Joda :-p
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2309