mbola tsy mahavita an'izao kosa ny gasy e

21. marengarenga ( 31/07/2005 11:46)
efa maro ny gasy mahavita anio fa aza afenina
22. hps ( 31/07/2005 12:45)
sao de tara be tsika ka tsy mahita ny ambany maso,efa mitobaka ireny aty dago,sady tsy mitsahatra mamatsy ny fripérie fa tsy hoe mividy lafo akory ny panejika ireny la mode ireny.Amiko aloha tsy mampiova n'inon'inona @ maha Gasy izany fa ny fomba fijery no amboary de milamina foa
23. fasaly ( 31/07/2005 13:33)
zà koa manaiky ny voalazan\'i marengarenga,
efa nahita gasy mandihy toa ireny aho ka! ny avy any amorondranomasina matetika no manao fandihy toa ireny, jereo amin\'ny clip gasy fotsiny indraindray, fa ny fitafy efa ho preske! jereo fotsiny ny zanak\'i jaojoby ohatra, ny olona avy ao tanà matetika no mbola mitandro ny fomba fitafy, fa ny amorontsiraka efa zàtra manao ankanjo maivana, tsy manankina an\'izy ireny aho.
fa ilay sary hita eto kosa alony de tena efa tafahoatra e! fa min\'izy ireo angamba normale efa zàtra ny maso sy fijery n\'izy ireo, fa amintsika gasy mbola chok chok be mintsy no manimba maso.
fringa mihevotra be ! tsy ireny no idéaly.
24. fasaly ( 31/07/2005 13:40)
xxx:ampahafiry ny efa hitan'ny zaza tsy ampy taona ireny sary ireny ! matoa zaza tsy ampy taona afaka mi surf dia possible no ahitàny zavatra hafa gravy noho ireny eto almin'ny net.
25. marengarenga ( 31/07/2005 17:28)
marina ny anao ry fasaly fa tena nikarohinao mitsy izy zany an?!!!
26. hps ( 31/07/2005 19:41)
fasaly an! le zaza anie na mi surf,tsy dia liana @ resaka otr'ireny eh:^)
27. fasaly ( 01/08/2005 08:38)
hps: ka aiza ny hamantaranao izany, matoa ny zaza tsy ampy taona efa mahay misurf de mahay mijery an'izao sy izao koa zany, ny zaza foana ve? ambanin'ny 18 ans anie de efa tsy ampy taona zay e!
de zaza 14 ans ohatra ve raha hi surf hoy enao de tsy higaigy eo izy raha maro izy no hoe na izy irery aza!!!!! sady ny zaza mihintsy no tia jerijery te hamantatra zava tra io kou! aza mahataoky saka raha trondro ny laoka hoy ny fiteny. sap amidin'ny zaza tsy ampy taona eo i toi!!hihihi:lol:
28. fijo ( 01/08/2005 22:22)
mandrindra no nahavaly azy tsar.vita io raha atao,fa tsy tanjona ny holasa toa ireo.
29. bichette ( 02/08/2005 15:48)
rehefa hanao ve ny gasy tsy hahavita indrindra ireo somary sahisahy fa ny fahendrena mbola misy mihoatra ny firenena sasany sy ny pudisme no mampihonona sy mampihetry antsika
30. bichette ( 02/08/2005 15:54)
tsy mampihontsona ahy ary tsy mitsiriritra ireo sary zah ca ne me dit rien du tt no sady amiko tsy mitondra mankaiza Mialatsiny tompoko
31. Veloo ( 02/08/2005 16:13)
bichette =D=D=D mba henoy ny teny lazain'i bichette tena misy fahendrena be mihitsy:wink:
32. fijo ( 02/08/2005 19:57)
bibi an tsy "mampihetry "kosa e.vao miha manandratra antsika aza izany.
ary aza miala amin'ny kisoa an.
33. bichette ( 03/08/2005 06:40)
fijo > ilay hoe mampihetry tiako lazaina dia ilay pudisme fa mazava ho azy fa mampisandratra antsika ny fahendrentsika malagasy mihoatra ireo firenena andalampandrosoana amini lafiny sasantsasany
34. fijo ( 03/08/2005 19:59)
hay ve,hasandrato ary ny maha vehivavy anareo eeeee
35. vaovao ( 05/08/2005 09:35)
ra sa manao ary nareo milaza hoe "fandrosoana" reo d manaova d mandehana kely hoe eny andakambe eny raha sahy mandeha miadana na raha misy mahafantatra? mino aho fa na ny havanareo aza tsy hahalala anareo akory fa ho raikitr'eo le hoe tsy fantatro io!!
36. mandrindra ( 05/08/2005 09:55)
hasandratra aiza lty zany ry fijo?
37. fasaly ( 05/08/2005 15:31)
vaovao:
ka ireo amin'ny sary kosa ve handehandeha eny anadalam-be amireny tenue ireny e! toa show kosa anie ny azy ireo amin'io e! de samy manao zay mahamety azy, fa attentsion, any amin'ny vacance
amoron'ny plage ny olona aza misy mandehandeha amin'ny bikini na monokiny an! fa tsy midika fa olona tsy mihaja fa vancanciers hihihi!
38. Veloo ( 05/08/2005 16:41)
:-D:-D:-D
39. vaovao ( 06/08/2005 07:29)
Hafa kosa anie ny eny @ plage e! eny v enao no nde hanao complet tsy hihomehezan'ny ol,fa kosa ra akoatry ny entina mivarotena d tsy hitako zay fotoana hanaovan'ny ol ireny,zany hoe amiko zany an! d ny mpivarotena no mendrika ireny e!fa ra ol tsotra na fot inn na fot inn tsy misy mampety azy mihitsy!
40. fasaly ( 06/08/2005 09:21)
vaovao:
lay inona aloha zany e! sao tsy mifandray le resaka?
inona no hanaovan'ny mpivaro-tena, ??? ny mini, fangah kosa ny mpivarot-tena ihany ny manao mini, ny short ve? izaho zao manao short refa mafàna ny andro na rehefa mi balade anaty hazo iny.... tsy ny apparence aky ny ilazàna hoe; ratsy fitondran-tena ilay olona fa ny zavatra ataony mihintsy a!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2814