Zazakely
1. booboo
(
26/07/2005 13:33)
Aminao manokana miankina @ inona ny safidinao ho reny na ho ray @ zay ? Hitondra vohoka sy/ hitaiza ny tiako tenenina.
novalian'i Herimiafina ny 09/09/2005 01:07
4. isrine
(
26/07/2005 14:33)
tsy de azoko tsara ny fanontaniana.
raha toa ve olona mieritreritra ho reny na ho ray, inoako fa miankina @ fitiavana. fitiavana ny hanataranaka, hanabe sy hampiananatra ny tsara sy ny ratsy. de sady miezzaka ho reny mendrika ny zanaka ihany koa.
raha toa ve olona mieritreritra ho reny na ho ray, inoako fa miankina @ fitiavana. fitiavana ny hanataranaka, hanabe sy hampiananatra ny tsara sy ny ratsy. de sady miezzaka ho reny mendrika ny zanaka ihany koa.
5. booboo
(
26/07/2005 14:39)
Isrine> misy ny hoe miankina @ ara-materialy (manana ny ampy aloha vao hiteraka), misy ny hoe miankina @ fahavonona hanao ireo lazainao ireo, misy ny hoe miankina @ taona (miandry matotra kokoa ?)...etsetra etsetra. Azonao ve ?
6. kally
(
26/07/2005 14:42)
Rehefa sendra an'ilay olona tiana sy mendrika ny ho ray,ary rehefa mahatsapa fa afaka manome izay ilain'ny zaza na ara-pitiavana na ara-pitaovana.
7. fasaly
(
26/07/2005 14:43)
amiko aloha de rehefa vonona zà vao miteraka satria mila fiomanana ny fandraisana zazakely de zay.
8. chipie1
(
26/07/2005 15:15)
rehefa vonona miaraka ilay couple ! na aminy lafiny rehetra , ary tokony ho tonga wazy le izy refa ao ilay fitiavana
11. chipie1
(
26/07/2005 15:46)
fa aona mou ny ho tonga refa tsy vonona ?
le manala indray za contre aniny tanteraka!
le manala indray za contre aniny tanteraka!
12. fasaly
(
26/07/2005 16:53)
misy izy tonga ho azy tsy fanahy iniana ka!
de eo amzay mipetraka ny blem, fa bienvenue foana ny anarany na tsy vonona tamin'ny fahatongavany aza e!
fa any amintsika no misy tsy vonona amilay izy de manary anaka ,mamono ireny, manala azy ireny .
de eo amzay mipetraka ny blem, fa bienvenue foana ny anarany na tsy vonona tamin'ny fahatongavany aza e!
fa any amintsika no misy tsy vonona amilay izy de manary anaka ,mamono ireny, manala azy ireny .
13. marimar
(
26/07/2005 17:07)
tsy misy fahasambarana sy fahasoavana hoatra ny mahazo taranaka ,ny anà rehefa tiako be ny olona iray dia mande ho azy ilay hoe te hizara sy hifampizara zavatra aminy zà,izany anefa dia fanapahan-kevitr'olona roa fa tsy anakiray ihany,ary mila homanina,rehefa tonga ilay hoe "tonga tampoka "no tsy haiko!!!rehefa samy faly ny roa tonta dia vao mainka tsara!!
14. fijo
(
27/07/2005 21:18)
rehefa tsy vonona kosa aleo esorina kle,iny ve no hanimbana fiainana eo.
15. mandrindra
(
28/07/2005 10:40)
tsisy kajikajy be izany hoe rehefa inn vao tokony hiteraka na hiandry inn vao hananjanaka. Io dia safidin'ny mpifanakatia io, vokatry ny fifankatiavana. Fa tsy vitan'ilay hoe faly 5 minitra teo ambony fandriana aloha io e.
16. Samoana
(
28/07/2005 15:56)
Rehefa mahatanty kikiaka, tsy kizitina ,mahay miari-tory, mazoto mampirintrano isa-minitra dia azo aroso ny fanamboaran-janaka:D
20. vahiny2004
(
01/08/2005 13:45)
za alohatsy dia mazoto @ le manala e, lakalaka ihany ity fiainana ity, sao sendra rehefa mitady dia ho sahiana tokoa, mety mba ho anjarany ny tonga na dia tsy nampoizina aza