Zazakely

21. fijo ( 03/08/2005 22:03)
mandrindra,kay moa
22. mandrindra ( 05/08/2005 13:52)
ka ialahy virja ihany anie no namoaka an'io e fomba fiteny vaovao io e.
23. cocorie ( 08/08/2005 15:03)
Mila vonona ara-batana; ara-tsaina
24. fijo ( 10/08/2005 21:31)
mandrindra,ka efa tsy hay intsony ko.
dia mila trenema ve ry cocorie
25. sipagasy ( 18/08/2005 19:51)
raha izaho manokana aloha dia aleoko miankina @ hoe manana ny ampy hamelomako azy ve za e!!! manaraka ny sisa hihih izay ny nahatonga ny ahy ho 1 ihany ny zaza e!!! sao mantsy rehefa any aoriana any raha maro loatra tsy ho voatafita à fianarana ato e!!!, mmhhhh

Izany hoe mba tiako hanao fianarana eny @ hautes etudes izy nefa raha 2 na 3 ny zaza ho alefajko eny dia tena miala tsiny fa tsy ho araky ny aiko e!!! tia tena ve za hoy ianreo??
26. fijo ( 18/08/2005 21:34)
sipagasy,sao mba tokony asiana namany kosa ary izy fa irery le
27. deghany ( 19/08/2005 11:36)
mandrindra:

mampiady fipipiazana ka


de pipi ve no mivoaka eo sa inn?=))
28. fijo ( 23/08/2005 22:15)
rano aloha fa izay tena izy ao tsy hay e
29. deghany ( 25/08/2005 10:40)
sa ve binouz?,
30. fijo ( 25/08/2005 23:14)
asa fa mandena aloha ko
31. deghany ( 29/08/2005 14:17)
mitsiritika ary v sa mitaté???:D:D
32. fijo ( 03/09/2005 19:48)
izay ndray aloha tsy haiko fa za virja e
33. soa ( 07/09/2005 09:41)
refa tojo ilay père et mari idéal d refa vonona fa tena enjana ilay miteraka!!8-)
34. booboo ( 07/09/2005 11:57)
hum...
35. Herimiafina ( 09/09/2005 01:07)
Za kalongany bandy sady mirevy zaza be mahintsiny saingy le mitondra vohoka no tsy mety amiko fa za bandy kou.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7367