eto jerena!

1. rdjr ( 22/07/2005 13:28)
Araka ny hevitro dia bandy daholo ny atsasamanilan'ireo pelaka tsy mitonona ny sexe'ny.
Enganie tsy ho isan'izany ialahy io!
Inona no antony tsy hitononany izany e?
nga izy hivadika hafa raha mitono izany?
novalian'i fijo ny 10/08/2005 21:07
2. fasaly ( 24/07/2005 11:39)
tsy misy zavatra azoko ny tian'ilay mapametraka sujet lazaina/
3. sakakely ( 25/07/2005 10:26)
izaho koa dia gaga ? ? ?
4. mandrindra ( 25/07/2005 16:03)
rdjr, aleo ry zalahy hanao izay tiana fa izany no fahalalahana. Koa na hivadika mihitsy aza ry lerony, mametraka olana ho an'i rdjr angaha?
5. ninou ( 25/07/2005 20:02)
mampihomehy fa manao tsinontsinona ny nahary ry zalahy !!!!!!!!!
6. Veloo ( 25/07/2005 20:43)
Tsy mazava ny resaka o:x
7. fijo ( 27/07/2005 04:42)
ity no atao hoe resaky ny tsy mahita lazaina.
8. rdjr ( 27/07/2005 13:50)
ialay izany mety anisan'ireo tsy mitonona na lahy na vavy ireo.
Mazava hoazy @ valin-teninao.
Nefa fantatra ihany e!
9. fasaly ( 27/07/2005 17:55)
vao maika tsy mazàva:evil::evil::evil:
10. fijo ( 27/07/2005 21:41)
za ngah manao XXX??????
fa tena hoe resaka atokona ity e
11. mandrindra ( 28/07/2005 11:04)
inn no fantatr'i rdjr?
i rdjr angaha efa tany no tonga dia miseho mahafantatra?
12. Veloo ( 28/07/2005 19:08)
:twisted::twisted::twisted:
13. fijo ( 28/07/2005 22:05)
mandrindra ,marina tokoa izany.
14. deghany ( 29/07/2005 11:38)
:@de tsisy azoko mintsy izy zany klé!!! maizina be ô!!! tsy azooooooooooooooooooooooooooooooooooooooo:evil:
15. fijo ( 03/08/2005 04:48)
tsilovy eeeeeeeeeeeeeeeeeee
16. Veloo ( 03/08/2005 16:57)
amin'ny jiro oooooooooooo:-D:-D:-D:-D:-D
17. fijo ( 03/08/2005 22:17)
izay eeeeeeeeeeeeeeeeeee
18. mandrindra ( 05/08/2005 15:33)
hita ve ôôôôôôôôôôôôô
19. deghany ( 08/08/2005 11:12)
mbôla tsita ô!!!!!!!!!
20. Veloo ( 08/08/2005 18:59)
dia apireto mihitsy zany ny afon-dasy ooooooooooo :twisted::twisted::-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2082