eto jerena!
1. rdjr
(
22/07/2005 13:28)
Araka ny hevitro dia bandy daholo ny atsasamanilan'ireo pelaka tsy mitonona ny sexe'ny.
Enganie tsy ho isan'izany ialahy io!
Inona no antony tsy hitononany izany e?
nga izy hivadika hafa raha mitono izany?
Enganie tsy ho isan'izany ialahy io!
Inona no antony tsy hitononany izany e?
nga izy hivadika hafa raha mitono izany?
répondu par fijo le 10/08/2005 21:07
4. mandrindra
(
25/07/2005 16:03)
rdjr, aleo ry zalahy hanao izay tiana fa izany no fahalalahana. Koa na hivadika mihitsy aza ry lerony, mametraka olana ho an'i rdjr angaha?
8. rdjr
(
27/07/2005 13:50)
ialay izany mety anisan'ireo tsy mitonona na lahy na vavy ireo.
Mazava hoazy @ valin-teninao.
Nefa fantatra ihany e!
Mazava hoazy @ valin-teninao.
Nefa fantatra ihany e!
11. mandrindra
(
28/07/2005 11:04)
inn no fantatr'i rdjr?
i rdjr angaha efa tany no tonga dia miseho mahafantatra?
i rdjr angaha efa tany no tonga dia miseho mahafantatra?
14. deghany
(
29/07/2005 11:38)
:@de tsisy azoko mintsy izy zany klé!!! maizina be ô!!! tsy azooooooooooooooooooooooooooooooooooooooo:evil:
20. Veloo
(
08/08/2005 18:59)
dia apireto mihitsy zany ny afon-dasy ooooooooooo :twisted::twisted::-D