finoana

1. zefalah ( 11/07/2005 02:23)
taminy fahagola dia fomba gasy no napesaina..
dada-rabe sy bambana zokiny tapakazo zany e.
de tonga ry Da Sha..zany hoe ry arabo..nitondra an'ty resaka Isalamo ty ...tao arina kely dia tonga ry le maty nandranaka ny gasy..sady nitondra finoana Kristianina..
reny rehetra reny dia finoana ary tsara..tsisy maha ratsy ny misy finoana..ie.
ka ankehitsiny ka?
ankehitsiny ny gasy dia efa tsy mirara an'reny finaona reny intsony..anarana fotsiny hoe Tapakazo nefa mpamisavy..anarany fotsiny hoe Isalamo nefa Manala azy..anarany fotsiny hoe Kristianina nefa tsy mivavaka...ka inona ary ny finoana tena misy @ sika ankehitsiny?
novalian'i marozevo ny 17/08/2005 20:18
2. Mifenty ( 11/07/2005 07:53)


ndraindray lty tsy misy azo zé teneninla ry zefalah a

mandranaka
ankehitsiny
napesaina


za iasa saina?!!!!
3. jhouhlambout ( 11/07/2005 09:24)
Koa ndao ary hiverina @ i dada-rabe sy ny tapakazo é!
4. pika ( 11/07/2005 09:25)
za hiraharaha
tsy maintsy manana finoana ny olona ts11 tsy maintsy manana ataony hitokisana sy atra izy
ka ataoko fa tsy dia problème amiko loatra hoe inona no inoany na inona fa tano mafy fiotsiny ny finoanao
5. booboo ( 11/07/2005 09:42)
6. ari.malala ( 11/07/2005 11:08)
zefalah:

taminy fahagola dia fomba gasy no napesaina..
dada-rabe sy bambana zokiny tapakazo zany e.
de tonga ry Da Sha..zany hoe ry arabo..nitondra an'ty resaka Isalamo ty ...tao arina kely dia tonga ry le maty nandranaka ny gasy..sady nitondra finoana Kristianina..
reny rehetra reny dia finoana ary tsara..tsisy maha ratsy ny misy finoana..ie.
ka ankehitsiny ka?
ankehitsiny ny gasy dia efa tsy mirara an'reny finaona reny intsony..anarana fotsiny hoe Tapakazo nefa mpamisavy..anarany fotsiny hoe Isalamo nefa Manala azy..anarany fotsiny hoe Kristianina nefa tsy mivavaka...ka inona ary ny finoana tena misy @ sika ankehitsiny?



zefalah v alo gasy sa tsy gasy ê! tena mila tsy ho azo zay lazainao! De zao,, ny fiainana mandroso foana, ary eo @ fiainana d ze mahasoa no katsahina sy tadiavina, ka ze hitanao fa mahasoa sy mahatsara anao no ataovy. Raha hiverina @ dadarabe moa no hitanao fa tsara @nao nefa ianao efa nahalala ny finoana kristianina d anao samirery ndray zay.
7. zefalah ( 11/07/2005 13:32)
Mifenty>> na za koa aza anie ndray ndray mba lasa saina iany e..:-D
8. dadabe ( 11/07/2005 15:09)
ouadray le manomboka fanina @ zay size rehetra mivoka zah zany le ,hafahafa daholo izay rehetra mivoka :{
9. jentilisa ( 11/07/2005 15:59)
D ahoana izany? za koa aza tsy mahazo. Mody olona vendrana manko ilay zefalah fa mpanala azy no tena marina!
10. xxx ( 11/07/2005 17:00)
O ry zareo a! ka le zefalah io nge ka arabo e!:-$
Silamo mahery fihetsika
11. xxx ( 11/07/2005 19:45)


Mbô te ijery ny fanaovana ny adin'ilaikanosa koa aho ka



___
Mifenty
12. xxx ( 12/07/2005 02:46)
de aleo koa any zah mba hanao e:@:@:@:@:@

dadabe!
13. jhouhlambout ( 12/07/2005 12:59)
14. pitchou ( 13/07/2005 09:16)
ny tiako lazaina amintsika fotsiny dia izao: ny dada-rabe izao no antoka hametrahana fomba fitsaboana natoraly nefa tsy lafo loatra eran'izao tontolo izao ! toa ambaniantsika izy ireny satria izay no tanjon'ny "mpandranaka"! rehefa tsy ny fanafody simika novokariny dia tsy izy daholo fa famosaviana ary ny dada-rabe d nasiany etikety we "sarlatan" (foto-teny= satan).
Ary mahafaly ahy ny milaza aminareo fa efa misy ara-pomba ofisialy eto amintsika ny fikambanan'ny dada-rabe, ary tena miara-miasa @ mpitsabo (ireo zay tsy tery saina ka mihevitra fa ny an'ny vazaha ihany no tena izy) soa aman-tsara. Ary ireo vazaha fototry ny fanaratsiana ny dada-rabe aza dia maro dia maro tokoa no tonga eto mada hianatra amin'izy ireny ny fampiasana ny tapa-kazo isan-karazany!
koa asakasak'izay hiverin-dalana ka mbola hihevitra fa tsy mahomby sy tsy misy ilana ny dada-rabe!
15. sonwin ( 13/07/2005 23:10)
bravo=D pitchou , ny fahaizako ny fampiasana ny tapa-kazo sy ny ravi-kazo no nahatoy izao ahy:°)
16. jhouhlambout ( 14/07/2005 10:17)
17. pitchou ( 14/07/2005 11:50)
sonwin> no mbola hahafahanao mitsabo tena we!
18. sonwin ( 14/07/2005 12:06)
pitchou> no ahafahako mitsabo:lol:
19. jentilisa ( 14/07/2005 18:14)
xxx:

O ry zareo a! ka le zefalah io nge ka arabo e!:-$
Silamo mahery fihetsika


Efa nifanao fotoana kosa angamba ianareo koa!
20. sonwin ( 14/07/2005 20:49)
mpiakama ireo ka:)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2301