mitady olona mipetraka any barcelone espagne
1. mishou
(
25/06/2005 09:35)
TSY MANANIHANY ITY AN
Mikasa andeha ho any bercelon espagne aho ny 02/07 ka hatr@ 07/07 de sao dia mba misy namana gasy afaka mampiantrano fa hiaraha- mahalala ny hofan'ny hotely nefa za tsy misy olona fantatro any
raha mety de mba anoraty aho de mifanaraka isika
misaotra betsaka e
mishou

novalian'i fijo ny 12/07/2005 20:27
2. dadabe
(
25/06/2005 09:42)
mishou > asa raha tian'i toi ao amiko??:@:@:@(hay mou tsy mananihany :@:cry::cry::cry:)
3. hery
(
25/06/2005 09:43)
mishou>
Ireto ny zavatra hitako tao amin'ilay hoe hitady namana
Ny namana ao Espagne
http://serasera.org/namana/index.php?rub=namana&country=Spain
Ny namana ao Barcelone
http://serasera.org/namana/index.php?rub=namana&country=Spain&province=Barcelona
mazotoa

4. mishou
(
25/06/2005 09:55)
hery> misaotra betsaka fa efa nampiasaiko ireo de nanoratra ho an'ilay olona aho fa tsy mbola namaly izy ka tsy haiko raha mbola tsy nadalo tato @ namana izy fa vao omaly aloha za no nanoratra e, miandry fa gasy e
6. mishou
(
25/06/2005 10:40)
bedada> elà an, tsy nadeha ny émpticons ko fa nataoko mmmmmmmm élà raha nandeha teo io
7. dadabe
(
25/06/2005 13:58)
efa hoe zah aza efa menatsa be andry fa hay mou le resaka matotsa be :oops::oops::oops::oops:
11. mishou
(
26/06/2005 07:29)
yonika> saro-piaro an:-D:-D:-D:-P
mahazo miditra koa indry ka, sy izay hafa te hiditra
mahazo miditra koa indry ka, sy izay hafa te hiditra