mitady olona mipetraka any barcelone espagne
21. mishou
(
02/07/2005 22:08)
hi hi hi hi
tsy maintsy hoe ho any libanona indray aho fa vao niditra ny avy any de mmpamaly ilay antonn'y foko
sa ahoana akia ry yonika:-D:-P
tsy maintsy hoe ho any libanona indray aho fa vao niditra ny avy any de mmpamaly ilay antonn'y foko
sa ahoana akia ry yonika:-D:-P
31. yonikafopl
(
07/07/2005 08:00)
mishou hihi tongava mihintsy ,njy aty de amzay tsy mipv am dadabe tsony kleeeee
fijo zany annn, gasy ka manja fona eee:wink:
fijo zany annn, gasy ka manja fona eee:wink:
32. rariri
(
07/07/2005 13:21)
izahay mahay manao torero raha ho entinao e!
olé olééé segnorita. ariba ariba!
olé olééé segnorita. ariba ariba!
34. mishou
(
07/07/2005 19:43)
nareo reto tena tssssssss :roll:
yonika>ito za fa aza sarotiny @ pv nay sy bedada indry fa tsy hotantarainy andry eo foana ve ny secret ko za manokana mba teneniko azy.
:-D:-P
yonika>ito za fa aza sarotiny @ pv nay sy bedada indry fa tsy hotantarainy andry eo foana ve ny secret ko za manokana mba teneniko azy.
:-D:-P
36. mishou
(
08/07/2005 14:14)
tsy nankany barcelona indray za, fa tsy nisy nandeha @ falehany ilay antson'ny foko teto.
Aiza ihany angah za ato @ forum ato no hahita zavatra mba matotra iray:wink::-P
Aiza ihany angah za ato @ forum ato no hahita zavatra mba matotra iray:wink::-P
