Tombatombana

1. ainaheri ( 24/06/2005 15:53)
Raha mahita olona iray ianao inona ny zvtr tsy zakanao aminy ;ny fihetsiny sa ny fitafiny sa ny fomba fiteniny na dia tsy itanao akory aza lay olona fa ny feony no henonao??
novalian'i fijo ny 18/07/2005 21:17
2. booboo ( 24/06/2005 16:19)
euh...ny fomba fiteny
3. kally ( 24/06/2005 17:33)
Azoko tsy azoko izany ny tena tian'i ainaheri ho fantatra.
Saingy ho valiako ihany: raha mahita olona na mandre feon'olona aho dia tsy voatery ho tsy zakako foana ilay olona, ary raha hoe misy zavatra tsy zakako eny aminy : tsy ny fitafiny aloha, mety ho ny fihetsiny raha tsy miteny izy ary mety ho nny fiteniny raha tsy hitako izy.
4. britney ( 24/06/2005 18:00)
ny fihetsiny, dedaka misehoseho te ho deraina be...;
5. nadyh ( 25/06/2005 05:21)
Ny toetra ratsy no tena tsy zaka!8):lol::-D
6. akamatiana ( 25/06/2005 05:50)
:-w:-w:-wtsy azoko le tiany lazaina kle tssss nefa zah mbo t amaly:-w
7. dadabe ( 25/06/2005 10:40)
akamatiana > zah zao vao naheno ny feon'i toi de babo:wink::*:*
8. maditra ( 25/06/2005 16:20)
Ny ahy ny fomba fijerin'olona no tena andraisako olona voalohany. Fa raha tsy hitako moa izy dia ny feony, fa raha hitako kosa dia iny fomba fijeriny iny. Raha manjamanja ilay olona sady malefaka ny fomba fijeriny dia, wow hoziko, raha manjamanja ilay olona nefa ny fijeriny masiaka be dia, inona indray ity, hoziko, fa raha ratsy kosa, na lehilahy ilay olona ka mivandranvandra amin'nakah, dia vandravandraiko koa. haha
9. akamatiana ( 26/06/2005 00:22)
dadabe :twisted: kaiiiile , lah wa tssss,feo kajajaka waaa:snif:
10. yonikafopl ( 26/06/2005 04:46)
:-w:-w
11. akamatiana ( 26/06/2005 06:55)
yonika:P nenjy mou feon'anjely oh :-*
12. dadabe ( 26/06/2005 08:23)
:{:{:{tratraan'i rafotsy le eo cherie a(bebe io an ):*
13. akamatiana ( 27/06/2005 05:02)
dadabe:roll: he he he
14. mandrindra ( 27/06/2005 13:20)
Ny ahy inday aloha tsy dia mamiko loatra ilay mitady ny ratsy koa aleoko izay tsara sy mahasondriana ao aminy no ezahako fantarina mialoha.
15. fijo ( 28/06/2005 04:31)
ainahery an,olona tsy mbola niresaka akory na tsy ita ve avy dia ny hitsara azy no atao???????
16. akamatiana ( 28/06/2005 05:09)
fijo:wink:=D=D
17. ari.malala ( 28/06/2005 08:28)
tsy dia fanaoko loatra ny mitsara ivelany kle! :) miresaka aloha de hita eo ny tohiny.
18. mandrindra ( 28/06/2005 12:16)
izany anie hoa e, tsy ampy ny jery ivelany fotsiny, rehefa tafiditra any amin'ny lalindalina izay mahalala ny tena izy
19. ari.malala ( 28/06/2005 12:56)
mety le olona vao avy niady t@ sipany de endrika vinitra be no hita eo de zay ve de ampy hitsarana azy nefa izy au fond olona farak'izay tsotra be? tsy mety le tsara ivelany sy tombatombana ê! sarotra be zany! :)

20. mandrindra ( 28/06/2005 14:07)
izay maharitra ihany no mahita ny soa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3783