Tombatombana
21. fijo
(
28/06/2005 22:09)
akamatiana ,ka hita fa olona tsy hay ve dia hotsaraina ary fa lery ko mba mananihany.
ari malala,ngah rehefa avy niady tamin'ny sipa dia vinitra be?hi hi hi
ari malala,ngah rehefa avy niady tamin'ny sipa dia vinitra be?hi hi hi
26. ari.malala
(
29/06/2005 05:43)
ny resaka reel ihany ve no tena mikaonty? :) ao fa atao we zay no marina ê!
28. sahouly
(
30/06/2005 13:46)
ainaheri> tsy mitovy ny mahita sy mandre noho izany raha hita ilay olona dia hafa izay ary hafa koa ny fomba fitsarana aazy, na raha ny feony fotsiny no re dia mety ho hafa koa ny fomba fitsarana azy.
Noho izany , hita mivantana ilay olona sa re feo fotsiny , (hazavao mismisy kokokoa hihihi!!!!)
raha hita mivantana ilay olona , dia mety ho afaka tsaraina @ izay reaction ataony voalohany rehefa mifanena aminao , oh , fomba fiteny rehefa miarahaba, fijery sns, fa @ ankapobeny aloha raha mifanena @ olona iray aho dia eo @ fomba fijeriny no jereko voalohany sy mety ahitana ny toetrany kokoa e sy mety tsy hozakako , indrindra fa ilay fijery misompirana ireny!!!!!!!!grrrrrrrrrrr!(ny maso mijery hono fitaratra vita )
fa raha feo kosa indray dia mety ho sarotra ny hitsarana olona @ iny .

29. fijo
(
30/06/2005 20:21)
ny fijery anefa mamitaka indraindray ry saholy.efa hitako izany ka sarotra ny hitsara avy hatrany
30. sahouly
(
01/07/2005 14:09)
fijo> mety ho marina izany tsindraindray kanefa @ ankapobeny dia manambara izay iainan'ny olona ny fijery, araka ilay tsianjery e : ny masomijery fitaratra vita, ny hevitra anatin'ny fo eo no hita , vinaky ao dahjolo naratsy na tsra , ny maso mijery mahay mitantara (vita tompoko !!!!)
33. fijo
(
04/07/2005 21:43)
ny mason'ny ratsy dia feno hafaliana ,ny mason'ny tsara feno habibiana."kay sao mifamadika le