Sao dia mba misy afaka manazava ny atao hoe Lava taria kay? tsy haiko na io no fomba fanoratra azy. Ny dikany aloha azoko antsaina ihany hoe olona lava resaka be (sy manodikodin-dresaka) fa ny dikan'ilay hoe "taria" mihitsy no tena tsy fantatro. Misaotra ee