Lava taria?

1. hery ( 22/06/2005 05:50)
Sao dia mba misy afaka manazava ny atao hoe Lava taria kay? tsy haiko na io no fomba fanoratra azy. Ny dikany aloha azoko antsaina ihany hoe olona lava resaka be (sy manodikodin-dresaka) fa ny dikan'ilay hoe "taria" mihitsy no tena tsy fantatro. Misaotra ee
répondu par fijo le 05/07/2005 00:00
2. ftma ( 22/06/2005 09:29)
ny dikan'ny "taria" omen'ny rakibolana malagasy: taria = resaka na dinika lavareny, fa asa raha misy dikany hafa
3. naritsimba ( 22/06/2005 14:45)
Ny atao hoe lava taria dia:ny resaka atao na ny foto-dresaka tsy vita ka ny sasin-teny no betsaka no lasa lava loatra.
Misaotra eeeeeeeeeeeeeee!
4. fijo ( 05/07/2005 00:00)
io voalazan'i ftma io le taria rahery an.ary anay hatrany ambositra itony ro tegna manao azy.sefa agnay ro mitarogna izay dia ehe,"kobokobona agnaty lamba hotsiny ny hafanana hazo ny tarogna roso madina"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.3315