zay iany no tena marina

1. zefalah ( 20/06/2005 15:43)
zavatra rehetra dia natao ho dedavina afatsiny fitiavana,satria ny fitiavana tsy azo dedavina.
fa zay mitady fitiavana no alikain'ny fitiavana ary zay alikany fitiavana dia andevoziny ary mety anopo azy mintsy aza..trarovy nefa fa Andriamanitra ray irery iany no azo topoina..tsis zavatra akotrany.
ny fitiavana tena fitiava dia tonga ho azy.
Tomany!
zay mitomany @ fitiavana dia ranomaso very @tsis dikany..fa zay mitomany @ andriamanitra nohony fahotany dia zay ny ranomasonm-pifalina sy misy antony..satria mety amena azy Andriamanitra.
Mahatra reo mpitady fitiavana satria tsy aita ary tsy aita fitiavana mandrak'zay.
fa ny fitiavana tsy fitady fa ny olona no dedaviny fitiavana.
Tadremo enao io...fa mety animba ny fiainanao ity zavatra ray ty...nefa mbola be ny atao ary mbola lavitra ny lalana...ka aza varina @ fitiavana.
tonga ho azy io ze tsy mbola misy..fa aza dedavina.
:P ok!
ande hitady fitiavana @zay zah !:-D
novalian'i fijo ny 04/07/2005 22:41
2. kally ( 20/06/2005 16:01)
Tsy hoe mananihany aho ry Zefalah fa mampahatsiaro ahy ilay soratra eny @ tambohon'Ivato sy Antanimena iny ny fomba fanoratrao hoe :"Avoahinizanako fa mbola aminihôpitali".Nitovitovy ny style-nareo( ny fomba fanoratrareo mantsy e!):wink:
3. dadabe ( 20/06/2005 16:31)
:}:}
4. fijo ( 20/06/2005 22:58)
zefalah toa resaka tony izany no tian'ilay andriamanitra fa hialao le
5. lebaba ( 21/06/2005 07:26)
tadiavina angamba no tena izy ry zefa fa tsy dedavina :P
6. eh ( 21/06/2005 07:27)
marina ny anao ry zefalah fa rehefa tongavan'ilay fitiavana goavana b enao sahirana ihany! fa satria tonga hoazy ilay izy fa tsy tediavina ê!aiza ilay fitiavana ê???
7. ari.malala ( 21/06/2005 11:33)
:-D tena nataoko ny tsy hime fa mampime b le fitenin'i zefalah anazy kle! :-D sy ilay fanoharan'i Kally! :-D :-D :-D
8. cocorie ( 21/06/2005 14:34)
Fa ise ve voadonan'ny fitiavana sa nikarokaroka fitiavana taiza? toa ohatran'ny tena vizana nitady fitiavana. (l)

Milay foana rehefa tojo izay tiana f'aza de karohana be loatra
9. zefalah ( 21/06/2005 18:10)
tsy aiko aloa na izaho no mbola tsy sendran'ilay fitiavana mampanadino Zanahary reny na tsia.
fa ny ahy dia zay zavatra itako sy reko no ambarako aminareo...itako tao anatin'ilay romans atao hoe sans famille io teny io...ka asa na diso na tsia.
fa za manaraka anazy satria za mino fa ny fitiavana tsy fitady na iza anao ana hoe adala na iza no anao ana hoe endry..
ie..de samy manao ze tiany io ko...
za tsy mitady fitiavana alo...zay no tena marina..
10. zefalah ( 21/06/2005 18:13)
lebaba>>> aminareo..fa amiko..tonga ho azy io.
tsy iatanareo reny olona mifanena tonga de miara reny
tsy misy nalala na tsy nisy nifampitady nefa niaraka
ary dia tena niaraka mandra-pafaty mintsy.
mety marina ko aloa nena'la e...fa mbola jereko eny aloa eny iany
11. fijo ( 21/06/2005 20:58)
zefalah ary aiza marievavy,fa any mety misy tena fitiavana
12. kally ( 22/06/2005 08:08)
Zaako ry zefalah de mbola tsinitady fitiavana mahintsiny nefa moa dia sendrazy oazy teny ka falisiravo aok'izany ankehitriny:lol: satria tanteraka ny faniriko, ka ny faoriako ho zary afaliako (hiran'i Eliane sy Emma no nagalàko io teny io).
Ary toroevitra ny ahy oan'ireo ze te itady : raha mila kôfiboay mpivarotra cd na freperia dia afaka mitady eny amy pôshoara , raha te ho sipana pitondra na reseverana taksi be moa dia tedavina eny ambony taxibe.Sô ve diso zany ry zefalah?Dia mahasoava,mahalasàna ry namako isany.


13. dadabe ( 22/06/2005 12:57)
:-@:-@
14. kaiah ( 22/06/2005 13:43)
izaaho aloha demanaiky fa tongahoazy ny tenafitiavana nefakosa raha ohatra ka fitiavana aranofo fotsiny di
15. kaiah ( 22/06/2005 13:46)
izaho aloha dia manaiky fa ny tenafitiavana dia tongahoazy fakosa rahafitiavana aranofo fotsiny dia azo katsahina na hatraiza nahatraiza
sa ahoana hoi nareo de izay angamba fan^:^
16. kaiah ( 22/06/2005 14:00)
izaho aloha dia manaiky fa ny tenafitiavana dia tongahoazy fakosa rahafitiavana aranofo fotsiny dia azo katsahina na hatraiza nahatraiza
sa ahoana hoi nareo de izay angamba fan^:^
17. fijo ( 22/06/2005 20:26)
kally kay nahita ?ahan dia tsy mba nilaza tamin'ny namana akory ve nama.
kajah,ka le nofo aloha no hita ko
18. kally ( 23/06/2005 07:37)
Voafitaky ny eritreriny indray i Fijo an! taiza ary ianao t@ ora-nidona?Efa tantara efa ela be efa talohan'ny serasera izany!
19. sanana ( 23/06/2005 12:59)
lebaba:tadiavina angamba no tena izy ry zefa fa tsy dedavina hihihi :wink: za kou mbo ampénaro teny gasy :-P
20. dadabe ( 23/06/2005 15:42)
sanana tonga soa e:D
na tatdavina na ytedavina ( na to look for:-$) amiko tsy any ny blem fa le fanotanian'i zefalah no tokony hovaliana :@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4319