zay iany no tena marina
21. poupounesana
(
23/06/2005 17:24)
ka rah tsy azony kosa v le fanontaniana ry dadabe ahoana no hamaliany azy
raha ny fitiavana marina alou d tonga hoazy e! fa @mahaolombelona ane d tsy maintsy mila fitiavana eh : affection angamba no tena teny akaiky indrindra : tsy maintsy mila an'io daolo ny olondrehetra na kely an lehibe! fa le fitiavana resahin'i zafalah eto angamba le fitiavana hafa, le fitiavan'olondroa v? sa tsy zany?

23. keviin
(
24/06/2005 07:44)
Tonga oazy le fitiavana kanefa hono oa isika olom-belona ve tsy mitady ny fitiavan'Andriamanitra sa tonga oazy koa io sa miandry hifanena aminy vao hitia Azy ve ? :-D
24. zefalah
(
24/06/2005 22:23)
resaka fitiavana an'Andriamanitra..misy amin'sika le izy fa saroma-sika @ le fitaiavana amin'ny maha-olombelona asika de tsy ita.
fitiavana kisipasipa ndray..tsotra tonga ho azy io refa fotonany...fa tsy azo forisena na amboarina
satria zava-dehibe..tsy kilalao fa otrany kilalao
afo:roll: mandoro ...:roll: ze vo mandidina
ka de ny aza voan'lay fitiavana mandoro reny iany fa tafanao nao foana...ainganie za manokana mba tsy tratran'reny inchahallah

25. keviin
(
27/06/2005 06:31)
zefalah de ahona zany le t@ taloha na mbola misy aza @ zao fotoana izao le vady amboarina nd1ndr1 aza forisena mihintsy de tsy misy fitiavana zany ve ireny?:roll:
26. fijo
(
28/06/2005 23:06)
kevinn an izany fitiavan'andriamaitra izany tsy misy hilavana azy fa ario e.
sipa no ilaina
sipa no ilaina
27. keviin
(
29/06/2005 06:54)
fijo aleo ijaonana tsara kle sao lasa mitoriteny eto zah kle =))
zefalah , kaia, de ahona oa le taloha le amboarin'ny ray @-dreny reny tsy fitiavana ve :-D
zefalah , kaia, de ahona oa le taloha le amboarin'ny ray @-dreny reny tsy fitiavana ve :-D
31. pitchou
(
30/06/2005 12:14)
fijo> tsy maninn elĂ na tsy mila an'"zany aza fa aza manakivy ny hafa!