aza mba adal ihany waa!!!!

1. mamzelkely ( 20/06/2005 09:00)
nisy adala roa, Guy sy Denis, hono zany nandende teny amoron piscine ny hopitaly misy azy reo!!
tampoka teo zany tonga de nitsoraka tany anaty le piscine ono zany Guy de navotany Denis haingana ka gaga sy talanjo ny lehibe ny hopiltaly ka nanapa-kevitra fa havôka i Denis, lasa zany ilay lehibe nanatona an Denis de ozizy:
- Denis, misy vavao roa tiko lazaina aminao ny iray tsara ary ny ray ratsy ka atomboka am le tsara: taorian le nanavotanao an Guy iny de afaka mivôka ny hopitaly amzay enao fa tena efa miverina ny sainao ary ny vavao ratsy de ity: hita maty tao am douche i Guy nananto-tena tao izy.
de ozizy Denis:
- an an an!! tsy nananto-tena zany izy ka, za no nanantona azy tao mba ho maina izy taorina le latsaka tao anaty piscine iny!!

Tapitra!!
novalian'i dadabe ny 28/06/2005 17:34
2. sasa ( 20/06/2005 10:15)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D aza mba adala ihany wa
3. ari.malala ( 20/06/2005 10:49)
mamzelkely> mahay koa ndry an! :-D :-D :-D :-D :-D :-D
4. majakely ( 20/06/2005 12:24)
:lol:ho ho ho ho !
5. pissoa ( 20/06/2005 12:42)
=))=))
6. hesham ( 20/06/2005 16:26)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
7. dadabe ( 20/06/2005 17:03)
humm te hihaona mivantana amin'i toi zah fa toi ry mamzekely mahay blagy be a:-D:-D:-D:-D:-D
8. akamatiana ( 20/06/2005 18:53)
dadabe:twisted::twisted::twisted: hiaona de aninnn???=))=))=))=))
9. mishou ( 20/06/2005 21:01)
:-D:-D:-D:-D:-P hendry tapany zany lery klé, mila mamita ilay fotoana lany tao de hendry erany @ izay, sa ahoana akia ry mamzelkely:-D:-D:-D:-P
10. sasa ( 21/06/2005 05:30)
he he he misy zavatra hafahafa ato izany fa aleo hialana fa tttttttttttt:-w:-w
11. dadabe ( 21/06/2005 06:55)
akamatiana> cherie kely a :* :* :* (l) zah anie hiaino blagy fotsiny e :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: snif

sasa ho aiza toi e? :roll: hanenjika an'i bebe njay ve le :-w :-w
12. sasa ( 21/06/2005 10:12)
dadabe sanatria anie izany hanenjika an'i bebe
i ari.malala izao no henjehako kou
13. dadabe ( 21/06/2005 12:33)
8O 8O ahan :-w :-w
14. ari.malala ( 21/06/2005 13:08)
haingana sasa â! andrasako fa malaky moa ê! :) (l) (l)
15. mishou ( 21/06/2005 20:52)
ari.malala> mitsoraka foana indry raha vao vadin'olona an, nefa i fijo mandeha singla tsy asian-dry sira mihitsy nefa resaka virtoaly
sa tena tia mndrangitra indry ity:-P
16. yonikafopl ( 22/06/2005 00:37)
mishou hihi hafa njay le we mitsoraka fona raha vao vadin'olona hihihiihihih=))=))=))=))

dadabe ntsooooo inn ihany ary ee, lazaina fa hanenjika ana i sasa de marary fo, eo njay sasa milaza fa i ari.malala no henjehiny, de lasa saina :-w:-w:-w avelao less ny sasany mba hibata fa aza de dongiana doly kleeee:-@:-@
tsssss aza mba adala ihany wa fa tena mi sennn:-$
17. sasa ( 22/06/2005 05:02)
ari.malala ho avy any amnjy any za am Week end akia.
mishou ka le vadiko virtoaly aza efa lasan'ny sasany d aleo za mbo haka vaovao kou, sady ny anay sy ari.malala atao realy mintsy angamba kou.
yonika tsy hitako mintsy ze marina amin'io bedada anjy io an, ny an-tratra tsy lany kou antsoy kou rainy lahy be
18. dadabe ( 22/06/2005 06:49)
:-D:-D:-D:-D:-w:-w:-w:@:@:@:@
19. ari.malala ( 22/06/2005 09:35)
mishou> taraiky be enao! jereo any @ dinika hafa any fa efa manaiky ampahibemaso an'i Fijo koa za! De miara manao arendrina izahay 3 de za ampovoany sa aôna sasa s'i Fijo? :-D fa za aky tsy mitsoraka vadin'olona izany â! tsy mila maka ny an'ny hafa oa za fa le mila ana no manatona ana nge ê! :P
20. mamzelkely ( 22/06/2005 10:15)
ari.malala< matoky anjy za fa njy tsy mitsoraka vadin'olona zany mo o!!! avy aty zany namako zany :-*

fa tanjemo fotsiny kitihana ny vadiko an!!:P laingaiko zany e!!!! vady ary vô tadiavina knou!!:°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2616