aza mba adal ihany waa!!!!
21. pissoa
(
22/06/2005 11:04)
mamzakely, raha manampy hatsikana iray eo njy tonga de vadin'i turbo :^)
22. ari.malala
(
22/06/2005 11:20)
mamzelkely> soa ihany aky mba nisy anjy niaro ana fa za nge ky anaovan'ny ol tambabe ato ê:snif::snif::snif::snif:! :cry::cry::cry::cry: sôtsa aky niaro ana an! :-*:-*:-*:-*
25. sasa
(
23/06/2005 10:14)
:*:-*ari.malala za akia miaro anjy foana an :-*:*:-*
ye miaraka manao arendrana isika d njy ampovoany, d mijery afo-manga am samedi à 19h
bebe faly be mintsy njy fa misy inona ?
ye miaraka manao arendrana isika d njy ampovoany, d mijery afo-manga am samedi à 19h
bebe faly be mintsy njy fa misy inona ?
26. mamzelkely
(
24/06/2005 12:19)
pissoa< aleo za zany tsy hanisy hatsikana tsony ka!! aleo hitady vady hafa!!:°)
ari.malala< tsika nge mpinamana e!!!tsy misy mifandentika zany eo!!:-*
ari.malala< tsika nge mpinamana e!!!tsy misy mifandentika zany eo!!:-*
28. mishou
(
24/06/2005 22:07)
ari.malala> ben afflek izany i fijo sy sasa? de ahoana akia bedada nanova taktika @izany:}:}:-D:-D:-P
29. Mifenty
(
24/06/2005 22:17)
Fantatro fa andalo eto zao i rurik hamaly de zay no anoratako vetivety eto.
Tsy mahita tory mantsy i rurik d fenoiny ny anarany ny ato am forum hihihi.
Aza sendra an-dry ilaikanosa fotsiny fangamba an!!!
Tsy mahita tory mantsy i rurik d fenoiny ny anarany ny ato am forum hihihi.
Aza sendra an-dry ilaikanosa fotsiny fangamba an!!!
36. sasa
(
27/06/2005 04:55)
misy tsy mazava mintsy amin'ny rurik sy mifenty klé
Mba tiako hiditra mintsy baina hanazava fa tena tsy lasa ity klé
mishou na hanova taktika aza i bedada hifaninana amin'ny ben afflek ve!!!!:-@:-@:-@ tsa poince am'zany lery kan. Aru io vadinjy io mba ilao fiheverana fa tena efa miharatsy ny tantara

37. rurik
(
27/06/2005 08:18)
sasa vita re an na izaho aza gaga fa avelao any e!
Mifenty avelao any re an!
Mifenty avelao any re an!
40. ari.malala
(
27/06/2005 12:19)
mishou> fa inona aky ny idiran'ny fanovan'i bedada taktika @zany fa tsy azoko? sasa s'i fijo aky no oe haka ana ko inona no idiran'i dadabe @le resaka?manjary tsisy mpisakambina aky izy raha miaraka aminay saatria i fijo ao ankavia de sasa ao ankavanana nge ê! :P