Fitsapana halalinantsaina
1. ari.malala
(
17/06/2005 10:48)
Niara nisakafo t@ mpanjakan'i Angleterre ony zany i Jacuqe Chirac de niresaka t@ mpanjaka : hono hoa ry mpanjaka, ianao toa olona maranitsaina sy lalintsaina daolo no manodidina anao, fa aôna no ataonao?
De ozy ny mpanjaka : tsotra be zany! ampanaoviko test fôna ny ol manodidina ahy ahitako na mbola ao tsara na tsy.
De gaga i Chirac de nanontany oe, haaaaaay! de ataonao aôna ary ka!
De nalain'ny mpanjaka ny telephone ny, de ozizy, tsotra be! jereonao tsara! De niantso an'i Tony Blair izy :
-Allo, Tony? Miarahaba anao!
-Trara antitra ianao ry mpanjaka!
-Tony, misy test kely ndray ty ho anao, zanaky dadanareo sy mamanareo an, fa tsy zandrinao nefa koa tsy i zokinao, iza ary zany?
-Za ka!
tsara be! Tena hainao! Misaotra ê! ] manaraka ndray! De napetraka ny tél. Chirac etsy mbola variana ihany! waow!
Vao tonga tany Paris Chirac de mba lasa koa nampihatra ze hitany tany angeleterre, de niantso an'i Raffarin :
Ch-Jean Pierre? Chirac ihany, manahoana ê! misy test kely ty ho anao.
Raf-Euh, hay, alefa ary oe!
Ch-Zao ary, zanak'i dadanareo sy neninareo nefa tsy zandrinao no tsy zokinao koa, iza ary zany?
Raf-Euh, andraso kely aloha... tsy niomana @ zany mintsy za fa meo fotoana hieritreretako de hantsoiko enao refaveo. Mety zay?
Ch-OK, tsisy olana.
Lasa iraffarin niantso an'i Sarkozy:
Raf-Salut Nicolas, Jean ierre! tsy haiko lesy ze nahazo an'i Chirac fa nampanaoviny test za, tena sy mora le izy fa mba ampianlà za?
Sar-OK tsisy olana!
Raf-Zao ary, zanak'i dadanareo sy neninareo nefa tsy zandrin'là tsy zokin'là de iza ary zany?
Sar-Za ko!
Raf- Misaotra betsaka lesy â! :)
Teo noeo iany de niantsoi an'i Chirac i raffarin:
raf> Jacques, afaka apetrakao amiko @ zay le fanontaniana!
Ch>Ok, zanak'i dadanareo sy neninareo nefa tsy zandrin'là tsy zokin'là de iza ary zany?
Raf> i Nocolas Sarkozy!
Ch> diso nefa! i Tony Blair!
Vita tompoko! zafady fa lavalava ê! :)

novalian'i kelou ny 02/08/2005 17:18
3. mishou
(
17/06/2005 11:01)
hi hi hi dondrona dol dol na raff na chirac, raff aloha efa mba tsy eo intsony fa ity chirac milaza fa i tony blair koa no loza
ari.malala: Milay indry an, aiza akia nareo mahita blgy foana ohatra,'io an:-D:-D:-D:-D=))=))=))=))=))

5. ari.malala
(
17/06/2005 13:45)
Mishou> mijerijery aky de mandika fa bedin'i sefo :-$ ra vô @ teny vahiny â! :)
12. mishou
(
17/06/2005 21:32)
=))=)):-Psonwin> rehefa tsy niverina in3 de manao :/ tsy ratsy aloha ilay izy, misy an'itony koa ange ato ra papa virtoalinay e ; ! § . ? , sa tsy de azon'élà loatra ireo hi hi h i=))
14. dadabe
(
18/06/2005 04:34)
zah tsy misy ambara fa lava be lotra le izy de zah trsy namaky kle :cry: