Fitsapana halalinantsaina

21. dadabe ( 19/06/2005 17:01)
zay anie le tadaviko e,le njy mampangina anah,sady mamihina anah de manafosafo anah de zah manadrarotra mamihina hummm:wink::-*:-*:-*:-*
22. yonikafopl ( 19/06/2005 23:20)
dadabe :-*:-*:-*:-* de tsiky amzay ary de henjy tsala fotsiny ann:wink:
23. dadabe ( 20/06/2005 04:33)
:oops::oops::oops:
24. sasa ( 20/06/2005 05:09)
=))=))=))=))=)) ari-malala mahita njy kan
25. iartistika ( 20/06/2005 08:14)
26. mamzelkely ( 20/06/2005 08:51)
ari.malala
27. mamzelkely ( 20/06/2005 08:52)
ari.malala
28. sasa ( 20/06/2005 10:54)
:D:D
29. dadabe ( 20/06/2005 17:08)
:D:D:Dpela leaza :Daiza lety ry le zama a:°):°)pounk kelyletsy klou a:°)8-):-P:-o
30. mishou ( 20/06/2005 21:08)
yonika> fa maninn kalongany za no anodikondinandry maso e, prezidà nay ange io dondrona be io fa tsy hita fa aleo io ihany toy izay sosialista be resaka fotsiny:-D:-D:-D:-P
31. sasa ( 21/06/2005 05:40)
mishou he he he mampmé njy an, fa mba lasa aiza akia i papa to ela be tsy nandalo mintsy klé, sao marary fa njy tsy miteniteny.
bedada klé in vaovaon'elah ! pounk kely aloha :@:@:miam::miam:
32. dadabe ( 21/06/2005 07:11)
ary toi taiza fona kle ,sao de nakany leban le :-w :-w
33. sasa ( 21/06/2005 10:14)
dadabe fa iza aloha le toi ?
34. dadabe ( 21/06/2005 12:40)
toi fa iza njay le i le zama ry toi a tsss :wink: :roll: :°) pounk kely aza klou e :^) :/ ^^ :-o :°)
35. yonikafopl ( 22/06/2005 00:46)
dadabe oopsss , inn fona ary ty eeee:-w:-w aza mbo i sasa tsy maninona no ialana sirika hanafenana ny ratsy atao kleee, tsssssss, :evil::evil: lah ihany niteny any ambadika any we ny bandy saropiaro manafina ny ratsy ataony.:-w:-w
36. sasa ( 22/06/2005 05:07)
dadabe wain be elah klé ataovy ihany mifonafona teny lety an, ary kay ve za le toi e, neveriko d moi aza za kou
yonika he he he aza tezitra otran'io fa lasa orera be njy
37. dadabe ( 22/06/2005 06:58)
:roll:
38. sasa ( 23/06/2005 10:19)
39. dadabe ( 25/06/2005 05:20)
dadabe oopsss , inn fona ary ty eeee aza mbo i sasa tsy maninona no ialana sirika hanafenana ny ratsy atao kleee, tsssssss, lah ihany niteny any ambadika any we ny bandy saropiaro manafina ny ratsy ataony.

ie misy ratsy ataoko de ahona ?:-w
40. mishou ( 25/06/2005 10:59)
bedada> aza miady imason'olona wa nareo sy bebe fa raha maninomaninona eo ange io bebe nay io ka elà tsy hahavita mitantara angano sady efa tsy mahavita mamaky tantara intsony koa raha vao lava be, mla loupe kalongany ve aloha ialahy e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1827