maninona kay ny lehilahy no tsy tia vehivavy mahia?
1. bebeto
(
16/06/2005 16:00)
tena tsy tiantsika lehilahy mihintsy ve ny vehivavy raha tsy vaventy na dia tsara tarehy sy bikana aza izy?
novalian'i xxx ny 25/09/2005 12:00
5. vegas
(
16/06/2005 16:35)
tena tsy tiantsika lehilahy mihintsy ...
za ngamba zany tsy lelahy satria d tiko daolo na matavy na mahia.
za ngamba zany tsy lelahy satria d tiko daolo na matavy na mahia.
6. fijo
(
16/06/2005 19:33)
ka izao le izy ry akama an.ny sipa somary misy vatana misy hoanina.ka izay le mahatonga ny safidy.
8. kally
(
16/06/2005 19:51)
Izahay tsy matavy nefa maro no nandom-baravarana ary tsy very anjara:lol:
9. haingo23
(
17/06/2005 05:28)
Ka mamparary anie ilay sipa mahia e! rehefa midona dia tena heno mihitsy fa miantraika @ taolana e!
11. ainaheri
(
17/06/2005 07:00)
Io samy manana ny fitiavany fa tsy voatery hoe ny angezany na ny ahiany no tsy itiavanao azy ny ahy
zay tia ahy d tiako izay no atao hoe fitiavana amiko!!
zay tia ahy d tiako izay no atao hoe fitiavana amiko!!
13. lapoussy
(
17/06/2005 07:34)
D aona ary ny ngeza tsy d sahan'ny lelà kôtina loatra? Sa frime fotsiny le mikôty sipa mahia ?:wink:
14. jentilisa
(
17/06/2005 08:29)
Fa iza aloha izany vehivavy mahia nitaraina t@ bebeto izany? sao dia ato? :lol:
15. mandrindra
(
17/06/2005 09:12)
resaka daholo izany e, na mahia io na matavy na antonony , na lava na fohy rehefa misy manome dia mihinana foana e !! Sa hanao jonombazaha rehfa azo ny trondro dia jerijerena dia averina any anty rano.
18. Veloo
(
17/06/2005 17:20)
o ry fijo a:oy ela oe"
fa angaha lety izy io akoho no ho hanina a=))=))=))
ka izao le izy ry akama an.ny sipa somary misy vatana misy hoanina.ka izay le mahatonga ny safidy
fa angaha lety izy io akoho no ho hanina a=))=))=))
19. fasaly
(
18/06/2005 10:10)
ka ny an'i fijo anie ho haniny mintsy zany le sipa e!
de aoana no tena tsirony raha izany?
de aoana no tena tsirony raha izany?