maninona kay ny lehilahy no tsy tia vehivavy mahia?

21. yonikafopl ( 19/06/2005 06:30)
za kou mba hihinana hiaraka am fijo kleee:wink:
22. kally ( 19/06/2005 08:01)
Mitandrema indry ry Yonika fa sao dia
indry koa no ho lanin'i Fijo mbamin'ny taolany eo! ny volony sisa niangana hoy ilay fiteny izay!Dia tsy hanana Yonika intsony izahay eto!
23. mandrindra ( 20/06/2005 08:55)
dia toy ny ahoana ny fikarakarana sy ny fandrahona alohan'ny ihinana, sa hoanina manta ?
24. deghany ( 21/06/2005 15:21)
@ le mahia nge le mampiasa lela no tena milay e!! hehehehe
25. fasaly ( 21/06/2005 18:56)
deghany:

@ le mahia nge le mampiasa lela no tena milay e!! hehehehe



zany ve??? fa in no mahasamy hafa entre ny mahia sy ny matavy amy fampiasàna lela kay????
26. fijo ( 21/06/2005 22:03)
ndao yonika ihinana fa ireo be resaka fotsiny an.
kally tsy ireny bota be ireny kosa anie no tianay e.fa le misy tazonina tsara.
27. fasaly ( 22/06/2005 05:36)
fijo:hihihihi!bota be....
28. fijo ( 22/06/2005 22:11)
fasaly hita fa izany ko.raha le baobab be ireny kosa ve atao ahoana le.mba le hoatra hoatra an'ndry ireny ihany ka
29. felicia ( 22/06/2005 23:15)
haingo23:

Ka mamparary anie ilay sipa mahia e! rehefa midona dia tena heno mihitsy fa miantraika @ taolana e!



tsy mbola nahazo an'io fitarainana io aloha ny tenanay manokana8)be ny mandom-baravarana na dia mahia aza:P arak'ilay voalazan'i kally...
30. mandrindra ( 23/06/2005 09:16)
dia mampandroso ireo izay mandodona ve aloha i felicia ?
31. fijo ( 23/06/2005 21:24)
felicia kamahazo tsirovy e hitaraina e.
32. fasaly ( 24/06/2005 08:20)
fijo a! jereo kely madanight.com fa feno sakafo azo hanina bdb ao.
33. fasaly ( 24/06/2005 08:26)
fijo : adinoko ao amilay hoe miss canon... fotos
hhmmmmmmmmmmmmgasy ka manja leretsy.
34. deghany ( 27/06/2005 11:11)
fasaly:

deghany:

@ le mahia nge le mampiasa lela no tena milay e!! hehehehe



zany ve??? fa in no mahasamy hafa entre ny mahia sy ny matavy amy fampiasàna lela kay????



akibatabata be ry 'nao aaaaaaaaaa!!!!! hehehehe
35. mandrindra ( 28/06/2005 14:24)
fa angaha ny an'i deghany ny lela no mibatabata ?
36. fijo ( 29/06/2005 04:35)
izany hono.
fasaly efa hitako ireo ka.tena hummm an.nahatsiaro andry aho nijery an'ireo
37. xxx ( 29/06/2005 07:02)
za mahia fa ze tao tamana!!!!!!!!!!asio tehnique izy io e.Matoa mbola nisy sahy niverimberina tsy narary sady nahare tsirony.
38. fasaly ( 29/06/2005 14:20)
deghany: fa lay feo mintsy no tiko ho fantatra e!
ny an'i mahia dia ny an'i matavy ahoana????

fijo: zany ve???de nisy preferansa an'i toi ve tao??
39. fijo ( 29/06/2005 21:10)
aleo kosa tsy lazaina eto e.sao bedy eo,fa milay aloha le izy e
40. lilbon ( 21/07/2005 11:10)
tsiss bedy kle!
fa zao le mahia tsara ,le matavy koa tsara
le mahia njay rah kelikely le kof de mahvita pozy vrall be fa le glady tsy zakany!:P:P:P
le matavy njay matetika mahatanty saokany tsara !hihihihi
sady njainjay le matavy tsy mora reraka !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1799