Ahoana ondray ry zareo ity rafitra tetezamita ity a!

1. bebeto ( 14/06/2005 16:53)
fantatra izao tao aorinan'ireny conférence nationale teto Antananarivo ireny fa te-hanangana rafitra tetezamita ny mpanohitra eto Madagasikara , ho antsika Malagasy ilaina ve izany @izao fotoana izao?
novalian'i fijo ny 11/08/2005 22:28
2. fijo ( 15/06/2005 04:47)
fitadiavana seza izany.saingy fantatra fa tsy dia mahazo vahana intsony io resaka manongana io,dia mody ahodina ny filaza azy.
3. ravatorano ( 15/06/2005 05:21)
ka i zafy albert mùihitsy no nilaza fa tsy ilaina izany tetezamita entina hanonganana fanjakana izany fa aleo miandry ny fifidianana manaraka.
Eo izany dia efamisy sahady ny tsy mitovy hevitra amin ireo lehiben ny mpisorona nampanao iny conference nationale iny.
fijo
4. ravatorano ( 15/06/2005 05:23)
fijo
5. pika ( 15/06/2005 05:59)
mariana fa tsy mandeha aradalana intsony ny fiainana nefa kosa iarahamalala fa tsy vahaolana intsony ny girevy sy ny fananganana fitondrana tetezamita
6. pitchou ( 15/06/2005 10:20)
tetezamita mankaiza aloha no saika aorin-drizalahy e!
7. fijo ( 16/06/2005 04:44)
le tetezana napoakan'ny sasany ry pitchou an.
ravato.marina mihintsy fa na ny olona tsy dia momba io fitondrana io aza tsy manaiky intsony ity rotaka sy ady lava ity
8. moi ( 16/06/2005 05:00)
efa manonofy ny mpanohitra, sady tsy maintsy manaparitaka resaka milaza tsy misy stabilité politique eto ... Mba ho ren'ny mpamatsy vola azy fa mba manao zavatra ry zalahy mpanohitra ...
9. dadabe ( 16/06/2005 05:02)
zay !zah kou tsy mankasitraka izany adilahy zany e!!zay mahay sy tsara no hendry ,ary mikatsaka ny tombotsoam-bahoaka izay vao ny an'ny tenany no aoka hitondra

FIDIO FIJO:@:@
10. ravatorano ( 16/06/2005 05:40)
ny tenanay aloha raha mbola eto madagasikara ihany ka mahita olona mitarika korontana amin nyb hitondrana ny firenena amin ny lalana feno hantsana lalina dia hijoro hanohitra izany mandrapahatapitry ny fofonainany koa eh.Raha tetezamita tsy hahomby fa entina hitadiavan tseza kosa d oka kosa mlba tokony asiana fisqinana matotra sy lalina.
11. ainaheri ( 16/06/2005 07:06)
Misy mahatsara lay tetezamita ra ol vonona ampandroso ny faritrab misy azy lay mpitondra ao à faritany satria hifaninana zay hampandroso ny azy ny tsirairay fa ny zvtr maharatsy azy ndray dia avadikireo kely saina ho adimpoko lay izy d misavorovoro ny vah!!
12. nanahary ( 17/06/2005 02:35)
Tokony mba mangatahaka ny any Etazonia ry zareo raha tena tia tanindrazana ,satria any Amerika ny mpanao Politika dia tena miasa hoan'i Etat misy azy izany hoe mampandroso io Province misy azy io, hoatra Floride ao no misy ny Alamboasary mahatratra 200 km ny halavitrany manaraka ny cote , ary io no hiezandrizareo ho harena hoan'io Etat , ary koa ny tongolo Gros onion sy ny Voatabia , misy Etats 50 i Etazonia samy mihezaka izy ireo hanatsara ireo economie @ny Etatn'ny tsiray iray ,izany no tena ,mampanakerena andrizareo , tsy misangy rehefa tena miasa dia miasa mitady vola .
13. ravatorano ( 17/06/2005 08:17)
nanahary
14. moi ( 17/06/2005 12:09)
Tsy ho tonga ragasy kamo e !
Aiza ho aiza aza ny an-dry japoney, misy adin'ny 12 isan'andro ny ora fiasana ! Sa ry zareo motivé be ?
15. fijo ( 21/06/2005 21:40)
le hoe tsy hotonga kosa tsy mino aho.fa mila famporisihana tsara dia hiova ny olona e
16. ravatorano ( 22/06/2005 09:54)
eny eh ho tonga ihany anie isika fa rahovina ary famporisihina anie efa betsaka angamba izay efa hita sy natao teto izay fa ny antsika mbola ao anatin ilay eternel assisté foana ka rahovina eh izao aza efa resaka tetezamita sahady hihihihihihih
17. zefalah ( 22/06/2005 19:58)
aleo sika anomboka zero e.
ny mahavo asika anie de ty e..te anakarena directe
zay le mavo an'gasy ankehitriny..any ka mifamono misy maty mintsy...
resaka tetezamita alo ilaina ndray ndray ,nefa tsy @ zao fotoana zao..satria sika mbola ao anatin'ilay toerana sarotra..tsis rano tsis vary..ka ataoko ngamba fa tsy mbola ilaina zany.
zavatra afa e
18. zefalah ( 22/06/2005 19:59)
aleo sika anomboka zero e.
ny mahavo asika anie de ty e..te anakarena directe
zay le mavo an'gasy ankehitriny..any ka mifamono misy maty mintsy...
resaka tetezamita alo ilaina ndray ndray ,nefa tsy @ zao fotoana zao..satria sika mbola ao anatin'ilay toerana sarotra..tsis rano tsis vary..ka ataoko ngamba fa tsy mbola ilaina zany.
zavatra afa e
19. zefalah ( 22/06/2005 20:01)
aleo sika anomboka zero e.
ny mahavo asika anie de ty e..te anakarena directe
zay le mavo an'gasy ankehitriny..any ka mifamono misy maty mintsy...
resaka tetezamita alo ilaina ndray ndray ,nefa tsy @ zao fotoana zao..satria sika mbola ao anatin'ilay toerana sarotra..tsis rano tsis vary..ka ataoko ngamba fa tsy mbola ilaina zany.
zavatra afa e
20. ravatorano ( 23/06/2005 06:16)
ny rano kosa misy na ny vary aza fa ny fomba fitantanana azy no mbola misy tsy mahomby.
Ny tetezamita aloha dia tsy amin izao fotoana izao fa mandreraka sy manakorontatsaina ny vahoaka fotsiny eh ka aleo marina manomboka zero d miara depart fa ilay toetsain ireo efa zatra nigalabona tao amin izay fitadiavan harena sy fahazahoankarena direct zay anie no mahavery ity firenena ity eh ary ireo miray bhina sy mahay mitakoritsika tsara hanagoahana ny firenana.Mahagaga mihihtsy:evil::evil:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2445