Ahoana ondray ry zareo ity rafitra tetezamita ity a!

21. eh ( 23/06/2005 10:51)
samy manangana izay tiany hatsangana ê! fa ny fanatotosany azy no ho hita eo fa raha ny vahoaka aloha tsy ho azony amin'izany intsony! ka rehefa tsy misy vahoaka inona no ho vitany eo! mbola tena ao anatin'ny fahantrana lalina aloha izao ka resaka sakafo ihany no tena hifantohan'ny vahoaka ê! manaraka ny fihovana toe-tsaina fa tsy mety mandeha ny toetsaina raha tsy voky ny kibo!!
22. fijo ( 23/06/2005 22:07)
eh tena mitombona io farany io.kaly aloha vao revirevy
23. mandrindra ( 24/06/2005 15:15)
marina ny voalazan'i eh, ny sakafo no filana voalohany ka rehefa tsy ampy io dia hitady zavatra hafa.
24. johary ( 05/07/2005 18:47)
marina izany e... ny fotoana tokony hiasana hahazoana sakafo ho lany hanamboarana tetezana eo indray. Sady ry zala nanapoaka tetezana de avy eo indray hoe andao hanangana tetezana. To mi-tap...
25. zama91 ( 05/08/2005 10:09)
Raha mbola handany andro amin'ny tete-zamita ve tsy aleo izay hampandrosoana ny dago no heverina,ny gasy ery mahantra,avelao ny fanjakana hiasa,mbola ho avy ny election amin'ny 2007 dia ho hita eo ,ny gasy anie tsy venjana mahafantatra ny izay tokony ho fidiany izy nefa kosa ireo milaza ny tenany ho mpanohitra,moa mba manana ny projet ve hampandrosoana marina an'ny dago sa noho entiny ilay fahatahorana tsy ho lany @ 2007 dia milaza abobo etsy sy ero.Ilaina ny mpanohitra amin'ny tany lazaina fa democrasia,saingy tsy fanoherana hanonga-panjakana lava izao,projet contre projet dia miandry ny election na tsy afaka ny hiandry dia ny motion de censure,motion d'empechement.
26. fijo ( 10/08/2005 20:51)
zama;ka ny gasy anie tsy mahandry 2007 izany,fa mila izao dia izao e
27. zama91 ( 11/08/2005 20:42)
Afaka manao motion de censure,hanalana premier ministre,ary hafaka manao empechement ny president ny deputé,fa ny greve sy ny rotaka tsy izy intsony eh,izay no nampahantra ny gasy teto sady tsy hisy gasy handeha hilahatra izany intsony koa eto na dia tsy mirevy an'i Ra8 aza
28. fijo ( 11/08/2005 22:28)
izay indrindra,kjereo io voalazan'i ramakavelo androany io(tribune)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.064