ny hava-tiana tsy iaraha-monina
1. pika
(
01/06/2005 05:22)
mitombona ve io fitenenana io araka ny fijerinao azy
nahoana ?
nahoana ?
novalian'i fijo ny 14/07/2005 21:22
2. rurik
(
01/06/2005 08:25)
mitombona mihintsy raha ny amiko satria raha samy mifanakaiky eo dia mifampiditra loatra ka manjary tafahoatra ny farany ,ka indraindray manimba zavatra ary asa ianao raha manao toa ahy fa @andro izay ihaonan'ny piavana dia andro tena lehibe tokoa.asa aloha fa izay no tsapako e.havatiana tsy iarahamonina.
3. Angie
(
01/06/2005 08:32)
Tena mitombona io fa tsy adala akory ny ntaolo. (@ manaraka aho mba milaza hevitro fa somary maika e.)
5. rakotokely
(
14/06/2005 05:51)
io miankina @ ny olona miaramipetraka , na dia tsy miaramipetraka aza rehefa hiady sy hifandramatra dia zay , ary rehefa mifankatia dia mifankatia fona , marina fa tena nisy dikany ny ntaolo matoa nanao io fiteny io fa ny toetsaina sy fahaizamiaina ko no ao anatiny ao
6. lebotiti
(
14/06/2005 08:20)
mitombina io satria jereo amin ny ady ny mpifanolobodirindrina reny zao . matetika ireny voisins miady reny de olona nifandray be taloha : mifanasa sns .... sady rehefa mifanakaiky be loatra tsy maintsy misy ady foana e
7. lebotiti
(
14/06/2005 08:29)
mitombina io satria jereo amin ny ady ny mpifanolobodirindrina reny zao . matetika ireny voisins miady reny de olona nifandray be taloha : mifanasa sns .... sady rehefa mifanakaiky be loatra tsy maintsy misy ady foana e
8. dadabe
(
14/06/2005 09:34)
zay klou eo ihany fa ny tena gravy anie de le hoe mpiavana mifamaly e,@tsika gasy aleo namana no hifamaliana satria na tsy hifampiresaka aza tsy kouaaa fa raha ny havana no tsy hifampiresahana na tsy hifandevi maty !!!mety ho raharaha ihany kle :°):°)
10. fijo
(
14/06/2005 21:58)
ka izay wa,miverina ny fotoana,heritrereto hoe miveryna 15 taona ndry.milay an
13. pitchou
(
15/06/2005 05:23)
noheveriko hoe izaho no nanao dingan-dava nahita ny ho avy kay le fotoana no nanao dia mianoatra??? lasa tsy nifampitohy le resaka satria nisy valiny b d b nanajavona!
fijo zao lasa niverina nanao taty!
fijo zao lasa niverina nanao taty!
17. pitchou
(
16/06/2005 05:55)
14 taona aho efa taty hafa no nanaovako ka!
fa fijo nga moa niverina 14 taona fa tsy hoe zazakely mihitsy?
fa fijo nga moa niverina 14 taona fa tsy hoe zazakely mihitsy?