ny hava-tiana tsy iaraha-monina

41. pitchou ( 01/07/2005 06:23)
miteny fa tsy iny resaka iny kou
42. sahouly ( 01/07/2005 14:33)
pika:

mitombona ve io fitenenana io araka ny fijerinao azy
nahoana ?


Ie, tena mitombina io ka , ny mahatonga izay tsinona dia tsy ialan'ny fifandirana sy izay mety ny fifamaliana ny fiainana, ka raha vaomifanakaiky dia miofankahita kilema sy mifampitsikera dia eo no mahateraka ny fifandonana, noho izany raha olona tianao tsy hananana olona dia aleo mifanalavitra kokoa fa tsymiara monina mba tsy fhisian'izay fifandonana izay (oh, rafozana sy vinanto angamba no akaiky indrindra)
43. fijo ( 05/07/2005 22:47)
ary raha famba rafozana????
44. dadabe ( 09/07/2005 05:21)
de....hummm:@:@:@:-$ hay mou tsy ankiteny zao no lamaody
45. sahouly ( 09/07/2005 14:43)
fijo> ny jamba rafozana vao maika loza , satria tsy mba afaka mahita ny tsara vitanao mihitsy isy fa ny tongony sendra voahitsaka oh no henony dia iny no hirahirainy eran'ny tanĂ na ko
46. fijo ( 09/07/2005 22:55)
hi hi hi aleo izany maty rafozana kle.izay mety hampilamina
47. sahouly ( 11/07/2005 10:25)
fijo> hihihi!!! zany an!!!
48. fijo ( 11/07/2005 22:24)
ka lazainareo fa misy olana foana ko.tsy aleo maty any dia milamina ny tanana?
49. pitchou ( 12/07/2005 13:17)
ary ho virja mandrakizay le fijo ity raha hiandry ny rafozany rehetra ho faty vao hanambady an!
50. sahouly ( 12/07/2005 15:21)
pitchou> :-D:-D:-D
51. fijo ( 12/07/2005 21:28)
asa ko,za ve mahalala?
52. pitchou ( 13/07/2005 07:27)
inn no tsy fantatrao indray?
53. fijo ( 13/07/2005 20:48)
izay horafozanina ka
54. pitchou ( 14/07/2005 10:59)
hihihihihi! ko he ary zany izy hoe andrasanao ho faty ko! d hilaina fantarina indray ve!
55. fijo ( 14/07/2005 21:22)
ie mba ahalalana ny tantarany ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.912