Fotoana mamy
1. miaous
(
26/05/2005 12:43)
Za retomitady an'ilay hiran'i Poopy hoe Fotoana Mamy iny ka izay manana ny tonony dia mba meo za eeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee:(
novalian'i chipie1 ny 30/05/2005 08:42
3. miaous
(
27/05/2005 08:51)
Le t@ Che bel canto iny ê. lé misy oe
faniriany ny ho mandrakizay
ny hahatsiarovanao zao ora izao
sns ê
faniriany ny ho mandrakizay
ny hahatsiarovanao zao ora izao
sns ê
